Bizn'Ashley

Bizn'Ashley Tsara nefa mora

Dur seagate 2t❤️❤️Mbola vaovao be avec rack 3.0 Tena vaovao ah A récupérer Antanimenakely Prix mora hatrany🥰
09/07/2026

Dur seagate 2t❤️❤️

Mbola vaovao be avec rack 3.0
Tena vaovao ah

A récupérer Antanimenakely

Prix mora hatrany🥰

Dur portable 4t correct ✅ tsara✅ faible heure✅Prix azo atao tsara✅ miaraka am rack 3.0
03/07/2026

Dur portable 4t correct ✅ tsara

✅ faible heure

✅Prix azo atao tsara

✅ miaraka am rack 3.0

11/02/2026
11/02/2026

🔴 𝗨𝗥𝗚𝗘𝗡𝗧 🔴

𝗡𝗔𝗛𝗔𝗭𝗢 𝗙𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗟𝗢𝗞𝗢 𝗠𝗔NGA
𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗢𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗜𝗥𝗘𝗧𝗢 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 IRETO

🟦 𝙁𝙖𝙝𝙖𝙢𝙖𝙞𝙡𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙡𝙤𝙠𝙤 𝙢𝙖𝙣𝙜𝙖

📌 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗡𝗝𝗜𝗥𝗢𝗙𝗢 ;
📌 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔

🟦 𝗙𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗟𝗢𝗞𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔/𝗙𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗠𝗔𝗜𝗟𝗢𝗡𝗔

❌❌ Efa lasa ny rivodoza
🔵Malina hatrany

🔵Manaraka ny fivoaran’ny toetry ny andro
🔵Tandremana ny fahadiovan’ny sakafo sy ny rano
🔵Mitandrina amin’ny rano miandrona mety hiteraka aretina
🔵Mailo amin’ny tariby mitondra herinaratra izay tapaka eny an-dalambe
🔵Mifanampy amin’ny fanarenana ny simba isika
🔵Mifampizara vaovao indrindra amin'ireo tsy mahazo izany sy ireo marefo.

⛔️ Iangaviana ny mpampiasa ranomasina eo anelanelan’ny Vohemar sy Mahanoro, sy eo anelanelan’ny Besalampy sy Morombe mba tsy hiandriaka satria mikorontana ny toetry ny andro..⛔️

🙏Entanina ny rehetra mba hanaraka hatrany ny toro-marika omen’ny manam-pahefana isan-tokony

11/02/2026
11/02/2026

🕊️ Andriamanitra ô, Andriamanitray Ianao. Amin’izao vanim-potoana fandalovan’ny rivo-doza GEZANI eto amin’ny firenenay izao, mitodika Aminao izahay. Ianao ilay Mpamonjy mora azo sy Andry azo hiankinana. Arovy izahay raha sitrakao Andriamanitra ô : arovy ny isan’ankohonana, arovy ny fotodrafitrasa rehetra, arovy izahay amin’izay mety ho fanararaotana. Ary raha mameno ny fonay ny tahotra, aoka ho hery ho anay ny Teninao manao hoe :

«Aza matahotra hianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; Mampahery anao Aho sady mamonjy anao; Eny, mitantana anao amin’ny tànana ankavanan’ny fahamarinako Aho.»
‭‭— Isaia‬ ‭41‬:‭10‬

«Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, Dia tsy hatahotra ny loza aho; Fa Hianao no amiko; Ny tsorakazonao sy ny tehinao, ireo no mahafa-tahotra ahy.»
‭‭— Salamo‬ ‭23‬:‭4‬

Amen dia amen!

Mahereza ry havana 🕊️🙏.

Ho antsika TANA ialaho ny toerana hatahorana raha azo atao🙏Mihombom-po sy mitondra ambavaka ny avy any Tamatave, 🙏🙏
11/02/2026

Ho antsika TANA ialaho ny toerana hatahorana raha azo atao🙏
Mihombom-po sy mitondra ambavaka ny avy any Tamatave, 🙏🙏

Miverina mianatra tsika🙏
11/02/2026

Miverina mianatra tsika🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bizn'Ashley posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share