05/12/2023
https://www.facebook.com/100065275609116/posts/724547666397747/?mibextid=rS40aB7S9Ucbxw6v
SALAMA DAHOLO e🤗
👉Indro Ary Ilay Astuce Fikarakarana Tarehy🤗
✨ZAVATRA HILAINA
🥚Atody Mety Foana Fa Gasy Tena Tsara kokoa
◼Taratsasy Fotsy
◼Pinceau kely
👉Fikarakarana Ilay Tarehy
🔴Sasaina Madio Tsara Tarehy,Dia Avela Ho Maina Ho Azy Aloha
🔴Alaiana Ilay Atody Dia Tampotsiny no hilaina hatao anaty Boite kely na Petit Bôle
🔴Kapohina Ilay Tapotsin'Atody Mba Ahazoana Maranoka kokoa tsy hatao mandraotra ahn😉Rehefa Mahazo Maranoka dia Hajanona
👉Raha Makiana Ilay Tarehy Dia Afaka Hasiana gouttes d'huile Izay Fanao : Huil Coco,Recin,Amande...
🔴Hosorana Pinceau Tarehy Rehetra,Dia Halaina Avy Eo Ilay Taratasy i'dray dia lemana Tapotsin'Atody dia Hapetraka (Rakofana Ilay Taratasy Ny Tarehy Rehetra😂,Ny Orona sy maso tsy hasiana🙈...)
👉Tsy Maninona Haverina Hosorana Ilay Tapotsin'Atody Indray Avy eo Ambony ilay Taratasy dia mipetaka tsara 🤗
🕧Hendrasana Maina Tsara,rehefa Heno Hoe Mienjana Tsara maina Ilay Taratasy Vao Esorina
👉Kobaninona Matimaty na Mangatsiaka mety foana
✨Hohitanao Fa Sady Malandina Ery Tarehy No Miala Avokoa Tasitasy Rehetra 💕
🔴🔴NB:2Jours/Semaine
🔴🔴Mety@Type Peau Rehetra
👉Hajanona Rehefa Mahazo Vokatra Tsara
🤗Merci Beaucoup ,Bisous😘
👉PARTAGEO Na Mentioneo Namanao Ary e