Rad Fabrics

Rad Fabrics Vendeur de Tissu pour les professionnels
Benares : 160g-180g
Polo/Piquet: 220g -210g
Cote fine Etc.

๐ŸŒนTaona 2026 ๐ŸŒนRadoran Mifety, radfabrics Mifaly โœจMirary taona vaovao feno fahombiazana sy fitahiana hoantsika rehetra ๐ŸŽ€โ™ฅ๏ธ
30/01/2026

๐ŸŒนTaona 2026 ๐ŸŒน

Radoran Mifety, radfabrics Mifaly โœจ
Mirary taona vaovao feno fahombiazana sy fitahiana hoantsika rehetra ๐ŸŽ€โ™ฅ๏ธ

Manao ahoana ny Janvier anareo ao ๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ ? Amin'ny herinandro aloha mbola Janvier sao nareo variana ao nareo an ๐Ÿ˜‡Mety hoe ma...
22/01/2026

Manao ahoana ny Janvier anareo ao ๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ ?
Amin'ny herinandro aloha mbola Janvier sao nareo variana ao nareo an ๐Ÿ˜‡

Mety hoe mangina2 ny tsena ao๐Ÿ˜Œ , dia manolotra ho anareo PROMOTION Miavaka kely izahay,๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜ฑ
โŒโŒ Tissu Benares 100% coton 34 000Ar/kg โŒโœ”
Misy Couleurs maro isafidianana amin'ny hatevenany 180g sy 160g : Rouge, jaune d'or, Terracotta, Gris.....
โ˜‘Tsy miova ny fomba fiasan-tsika fa B***e iray ihany farafahakeliny no afaka jifaina ๐ŸŒผ
โ˜‘Ho anareo any amin'ny faritra aza misalasala mandefa hafatra miafina๐Ÿ“ฉ eto amin'ny pejy fa afaka mandray ny commande nareo eto izahay ary mandefa azy Taxi brousse ๐Ÿš•
โ˜‘ Misy col na cote mifanaraka aminy avokoa ny Benares-tsika ๐Ÿ’š๐Ÿค

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manontany eto amin'ny pejy na miantso avy hatrany ny laharana voasoratra eo ambany an ๐Ÿ™Œ๐Ÿ‘‡

Fa ohatrany hoa androany izany oa va tena volana Janoary e ๐Ÿ˜๐Ÿ™†โ€โ™€๏ธNy ekipa Rad Fabrics dia faly miarahaba antsika rehetra ...
05/01/2026

Fa ohatrany hoa androany izany oa va tena volana Janoary e ๐Ÿ˜๐Ÿ™†โ€โ™€๏ธ

Ny ekipa Rad Fabrics dia faly miarahaba antsika rehetra mpanjifa na izay mbola ho mpanjifa nahatratra ny taona vaovao 2026 ๐Ÿ’ฅ
Fotoana izao hampiakarana ny vokatra na hanombohana ilay projet noheritreretinao amin'ny sehatry ny zaitra hoan'izay vao hanomboka. ๐Ÿ‘
Manana karazana Tissu maro afaka ampiasainao amin'izany ny Rad Fabrics ka aza misalasala manantona.

Efa miverina misokatra amin'ny ora mahazatra ny magasin-tsika toy izao :
Alatsinainy-Zoma : 8h ร  17h ๐Ÿ˜
Asabotsy : 8h ร  12h ๐Ÿ˜

Adiresy : Antanimena ampitan'ny AMIT ๐Ÿ‘ˆ

Address

53 Rue Drive Raseta Antanimena
Antananarivu
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

00261202222497

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rad Fabrics posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Rad Fabrics:

Shortcuts

Share