Bouta Mi-Style

Bouta Mi-Style BodyPositive :)
Bien-Γͺtre / Mode & Tendances Femmes Grande taille Efa ela zah no ngezah. Hatramin'ny fahazazako no efa nantsoina hoe "Kalabota".

Hatramin'izay complexΓ©e amin'ilay hatavezana. Miezaka mitia ny tenako aho amin'izao sy manatsara ahy amin'ny alalany lamaody.

29/05/2026

πŸ‘©β€πŸ¦―β€βž‘οΈπŸ§‘β€πŸ¦―Rendez-vous demain samedi manalazy : zumba live gratuit mandritra ny Jardin des Mamans ao aminy Fihavanana Center AntsirabeπŸƒβ€β™€οΈβ€βž‘οΈπŸƒ

Ora : aminy 11h

Tongava ! Mitondra Rano dia avy mikotrana e ! 🀩😎

Ento ny namana, fianakaviana, i Maman 🌷🌷🌷🌷

πŸ”‰πŸ”‰ 𝑭𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑢 𝑡𝒀 𝑻𝑢𝑬𝑹𝑨𝑡𝑨 𝑨𝑯𝑨𝑭𝑨𝑯𝑨𝑡𝑨𝑢 𝑴𝑨𝑴𝑷𝑰𝑹𝑨𝑡𝑻𝒀 𝑺𝒀 π‘΄π‘°π‘½π‘¨π‘Ήπ‘Άπ‘»π‘Ήπ‘¨πŸ”ŠπŸ”ŠπŸ›οΈπŸ›οΈ οΌ΄ο½“ο½…ο½Žο½ο½‚ο½… οΌ¦ο½…ο½”ο½‰ο½Ž'ο½Žο½™ 1sa eo ο½ο½ο½‰ο½Žο½™ Gare οΌ‘ο½Žο½”ο½“ο½‰ο½’ο½ο½‚ο½… πŸ›οΈπŸ›οΈ04 ANDRO...
09/04/2026

πŸ”‰πŸ”‰ 𝑭𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑢 𝑡𝒀 𝑻𝑢𝑬𝑹𝑨𝑡𝑨 𝑨𝑯𝑨𝑭𝑨𝑯𝑨𝑡𝑨𝑢 𝑴𝑨𝑴𝑷𝑰𝑹𝑨𝑡𝑻𝒀 𝑺𝒀 π‘΄π‘°π‘½π‘¨π‘Ήπ‘Άπ‘»π‘Ήπ‘¨πŸ”ŠπŸ”Š

πŸ›οΈπŸ›οΈ οΌ΄ο½“ο½…ο½Žο½ο½‚ο½… οΌ¦ο½…ο½”ο½‰ο½Ž'ο½Žο½™ 1sa eo ο½ο½ο½‰ο½Žο½™ Gare οΌ‘ο½Žο½”ο½“ο½‰ο½’ο½ο½‚ο½… πŸ›οΈπŸ›οΈ

04 ANDRO natao hanentanana hoan'ny fandraharahana mba hampihenana ny taha ny tsy fanan'asa eto Madagasikara (Faritra Vakinankaratra)

2️⃣9️⃣ - 3️⃣0️⃣ π˜Όπ™‘π™π™„π™‡ & 0️⃣1️⃣ - 0️⃣2️⃣ π™ˆπ˜Όπ™„ 2026

βœ…50 Stands disponibles
βœ…Toerana madio sy milamina
βœ…"Animations" Maromaro ho fankalazana ny fetin'ny asa
βœ…"Espace restauration sy ateliers" maro momban'ny sakafo
βœ…Stand aminy vidiny mirary 50 000 Ariary isan'andro

Afaka mandefa mp na miantso ny laharana 032 75 536 00 - 034 95 353 51

Toerana misy ny birao : BOX 158 Fihavanana Center Antsirabe Tsarasaotra ampitany GreenPark

Avec SpΓ©cial Kidz Land – Je viens d’Γͺtre reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! πŸŽ‰
19/01/2026

Avec SpΓ©cial Kidz Land – Je viens d’Γͺtre reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! πŸŽ‰

Address

Ambalavato Ambohimena
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bouta Mi-Style posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share