Grâce Éternelle

Grâce Éternelle Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Grâce Éternelle, Clothing (Brand), Antsirabe.

Vak'Ranty 2026🥰✨Androany sisa izahay no eto an✨Ny akotranzay dia efa sur commande daholo indray🎀
16/08/2026

Vak'Ranty 2026🥰✨
Androany sisa izahay no eto an✨
Ny akotranzay dia efa sur commande daholo indray🎀

Vak'Ranty 2026✨🥰Asitsika PROMOTION BE ho an'izay rehetra manao commande ety am stand androany sy rapitso🫶🎉Miandry anareo...
15/08/2026

Vak'Ranty 2026✨🥰
Asitsika PROMOTION BE ho an'izay rehetra manao commande ety am stand androany sy rapitso🫶🎉
Miandry anareo izahay 🎀😘

Vak'Ranty 2026🥰091 no misy an'i Grâce Éternelle Tongava fa prix promo be daholo ny eto amintsika sady collection mbola t...
14/08/2026

Vak'Ranty 2026🥰
091 no misy an'i Grâce Éternelle
Tongava fa prix promo be daholo ny eto amintsika sady collection mbola tsy nivoka✨🥰
Miandry anareo eto izahay jusqu'à dimanche izy ity an🫶

06/08/2026

Petit aperçu des coulisses de création 🧵✨

✨ Dieu nous accepte tels que nous sommes, mais Il nous aime trop pour nous laisser tels que nous sommes❤️🙏🌿Sa grâce nous...
05/08/2026

✨ Dieu nous accepte tels que nous sommes, mais Il nous aime trop pour nous laisser tels que nous sommes❤️🙏🌿
Sa grâce nous accueille. Son amour nous transforme🤍✝️

IZA MARINA MOA IANAO?🫵Tsy ny lasa no mamaritra anao. Tsy ny fahadisoanao. Tsy ny hevitry ny olona.Ny Tenin'Andriamanitra...
23/07/2026

IZA MARINA MOA IANAO?🫵

Tsy ny lasa no mamaritra anao. Tsy ny fahadisoanao. Tsy ny hevitry ny olona.
Ny Tenin'Andriamanitra no milaza ny tena maha-ianao anao🫶📖

🥺🙏
21/07/2026

🥺🙏

Arovy ny vahoaka, tompoko. Maro loatra ny aina very vokatry ny tsy fandriampahalemana sy ny asan-jiolahy eto Madagasikara.

AROVY NY VAHOAKA !

Souviens-toi que " ✨Peu importe ce que tu affrontes aujourd'hui, Dieu est bon et qu'Il prend soin de toi ✨🙏
21/07/2026

Souviens-toi que " ✨Peu importe ce que tu affrontes aujourd'hui, Dieu est bon et qu'Il prend soin de toi ✨🙏

21/07/2026

✨"Remets ton sort à l'Éternel, mets en lui ta confiance, et il agira."
Psaume 37:5✨

18/07/2026

Disponible sur commande ✨🎀
Vita Malagasy 🇲🇬 Vita Vavaka 🙏

Antsirabe✨✨

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Grâce Éternelle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share