Fanie B&C

Fanie B&C vente de produits cosmétiques💄articles divers 🛍️

Goree beauty cream 4 en 1 :izany hoe misy Crème, savon, sérum ary vitamine ao anatiny🥰🌸Manazava tarehy sy mampitovy ny l...
19/08/2026

Goree beauty cream 4 en 1 :izany hoe misy Crème, savon, sérum ary vitamine ao anatiny🥰
🌸Manazava tarehy sy mampitovy ny lokon’ny hoditra
❤️ misy 30spf ihany koa izy🥰

Boutique Antsenakely ampitany coiffure fitiavana na akaikiny coucou bébé
0345899931/ 0340971797/0380971797

Iza daholo no tia rouge à lèvres pailletée métallique?😍😍 Tongava ary aty aminy  Fanie B&C AntsenakelyPrix 10.000ar
14/06/2026

Iza daholo no tia rouge à lèvres pailletée métallique?😍😍
Tongava ary aty aminy Fanie B&C Antsenakely
Prix 10.000ar

UJOOBA BEAUTY CREAM✨ NY SECRET AN'NY TAREHY MANANA ENDRIKA  MADIO! ✨Leo ve ianao amin'ireo tasy mainty sy mony manimba n...
26/05/2026

UJOOBA BEAUTY CREAM
✨ NY SECRET AN'NY TAREHY MANANA ENDRIKA MADIO! ✨
Leo ve ianao amin'ireo tasy mainty sy mony manimba ny bika aman'endrikao isan'andro?
Avia ary zahao ny UJOOBA BEAUTY CREAM! 🌟Misy vitamine maro sy akora voajanahary izy io, izay miasa lalina amin'ny hoditra:
✅ Manazava sy mampitovy tantana ny lokon'ny hoditra.
✅ Manafoana tsikelikely ireo tasy mainty sy "cernes" eo ambany maso.
✅ Mampihena ny mony sy ny lesoka rehetra amin'ny tarehy.
✅ Manome hery, mampalandina tsara ny hoditra.
Hiverina hadio, halandina ary hamirapiratra indray ny endrikao! 💆‍♀️✨
Boutique Antsenakely ampitany coiffure fitiavana na akaikiny coucou bébé
0340971797/0345899931

👉🏻Savon kojic BNBPrix: 10.000arAsany: Manazava hoditra😍
19/04/2026

👉🏻Savon kojic BNB
Prix: 10.000ar
Asany: Manazava hoditra😍

Crème FAIZA GOLDIzy io dia novolavolaina miaraka amin’ireo akora natao hanazava ny lokon’ny hoditra sy hanomezana endrik...
04/02/2026

Crème FAIZA GOLD

Izy io dia novolavolaina miaraka amin’ireo akora natao hanazava ny lokon’ny hoditra sy hanomezana endrika mamirapiratra ary mitovy kokoa ny hoditra.
Miaro ny tarehy amin’ny masoandro ihany koa.

Prix: 20.000ar

Faiza Cream bleach mandoko ireo volo kely eny aminy tarehy na ihany koa ny vatana(izany hoe lasa mazava eo noho eo ny ta...
20/10/2025

Faiza Cream bleach mandoko ireo volo kely eny aminy tarehy na ihany koa ny vatana(izany hoe lasa mazava eo noho eo ny tarehy na ny vatana rehefa manao azy)
👉🏻Tsy atao isanandro
Prix 5.000ar
Boutique Antsenakely ampitany coiffure fitiavana na akaikiny coucou bébé

26/08/2025

Ny Hula Hoop dia manampy aminy fanenana ny vatana ( ny vatana manontolo mihintsy)indrindra ny kibo. Aza misalasala ary manontany na manantona avy hatrany aty raha mahaliana anao🥰
0380971797/0345899931

Ho an’izay mbola tsy mahalala dia manao soin du visage izahay 🥰25.000ar ny soin complet💕Produit ato aminay ihany no ampi...
19/07/2025

Ho an’izay mbola tsy mahalala dia manao soin du visage izahay 🥰
25.000ar ny soin complet💕
Produit ato aminay ihany no ampiasaina ❤️
Lieu: antsenakely akaikiny coucou bébé
0380971797/0345899931

Stylos à nail art de 12pièces😍Prix 20.000arLieu Antsenakely akaikiny coucou bébé Efa manao livraison ihany koa izahay☺️
13/07/2025

Stylos à nail art de 12pièces😍
Prix 20.000ar
Lieu Antsenakely akaikiny coucou bébé
Efa manao livraison ihany koa izahay☺️

Address

Antsirabe

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261340971797

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanie B&C posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share