Lorraine's Jewelry

Lorraine's Jewelry 💎Vente , création d'accessoires et bijoux à petit prix.💯

Mbola tsy tara raha hijery cadeaus st Valentin enao an ♥️ . Ao amin'y Lalôkalshop Antsenakely mandeha fa disponible ao n...
13/02/2025

Mbola tsy tara raha hijery cadeaus st Valentin enao an ♥️ . Ao amin'y Lalôkalshop Antsenakely mandeha fa disponible ao ny entantsika 🥰. Mirary soa eee. 🥰

Bonsoir à tous 🥰Ireto misy bracelet mamy kely entina hanombohana ity herinandro vaovao ity indray e ✨🌸Mp ary eee 🌹
13/01/2025

Bonsoir à tous 🥰
Ireto misy bracelet mamy kely entina hanombohana ity herinandro vaovao ity indray e ✨🌸

Mp ary eee 🌹

Tsara hariva isika rehetra e! 🥰Rehefa tonga eto amin'ny pejy ianao dia misy commerciale mahafinaritra be mandray anao at...
12/01/2025

Tsara hariva isika rehetra e! 🥰
Rehefa tonga eto amin'ny pejy ianao dia misy commerciale mahafinaritra be mandray anao ato an !😊 , izy no mandefa ny publication sy mi-gerer ny message rehetra eto amin'ny pejy ,izaho ao ambadimbadika ao ihany , ary aza manahy fa izaho ihany no manamboatra ny commande nareo fa ny commerciale no miresaksa aminareo mandrapaha raikitry ny commande nareo . 😌😍

Misaotra foana amin'ny fahatosisaka Tompoko !

Lorraine (Loh)🥰🥰🥰

On vous souhaite une très bonne année 2025 ✨❤🌹Mbola dispo ato ireto articles ireto anh 🥰💗Mp vite ❌
04/01/2025

On vous souhaite une très bonne année 2025 ✨❤🌹

Mbola dispo ato ireto articles ireto anh 🥰💗

Mp vite ❌

Quelques articles dispo amin'izao akaiky fety zao ary 🔥😍Mamy kely daholo anh 🌸🌹Mp ary oh ✨💗
28/12/2024

Quelques articles dispo amin'izao akaiky fety zao ary 🔥😍

Mamy kely daholo anh 🌸🌹
Mp ary oh ✨💗

Hello hello ✨🥀Quleques articles disponible de suite 🌸🌸Mety tsara amin'izao andro fety izao 😍😍Mp malaky ary 🌹
24/12/2024

Hello hello ✨🥀
Quleques articles disponible de suite 🌸🌸
Mety tsara amin'izao andro fety izao 😍😍
Mp malaky ary 🌹

Hello ✨🌹Ireto indray ary aloha ny bracelet mamy kely eee 🔥💗Mp ary oh ✨🌸
20/12/2024

Hello ✨🌹
Ireto indray ary aloha ny bracelet mamy kely eee 🔥💗
Mp ary oh ✨🌸

Elaela izay anh 🥰Ireto indray ary aloha misy kavina mamy kely hoentinay ho anareo eee ✨🌹Afaka ho entina amin'ny fety tsa...
18/12/2024

Elaela izay anh 🥰
Ireto indray ary aloha misy kavina mamy kely hoentinay ho anareo eee ✨🌹
Afaka ho entina amin'ny fety tsara ireo anh 🥀
Mp ary oh 🌸🌸

📢📣Chers clients, 📣📢vos bijoux préférés reviendront très bientôt, 🥰prêts à ajouter une touche d'élégance et de brillance ...
14/12/2024

📢📣Chers clients, 📣📢
vos bijoux préférés reviendront très bientôt, 🥰prêts à ajouter une touche d'élégance et de brillance à votre quotidien ! Restez connectés !⏳❤️🎁

Chers clients et chères clientes,Je tenais à vous informer qu’en raison de circonstances indépendamment de ma volonté, L...
29/09/2024

Chers clients et chères clientes,

Je tenais à vous informer qu’en raison de circonstances indépendamment de ma volonté, Lorraine's Jewelry shop sera fermée pendant 1 à 2 mois.

Je vous contacterai pour discuter des livraisons prévues pour la semaine prochaine afin de trouver des solutions pour récupérer vos commandes.

Les commandes en ligne sont également suspendues jusqu'à nouvel ordre.

Je vous remercie pour votre compréhension et votre soutien. Je reviendrai très bientôt avec de nouvelles créations.

À très vite,❤️❤️🥰

Tiako Tianareo koa ve ? Mandalova ary r'eny amin'ny Lorraine's Jewelry shop Antsenakely ampitan'ny vavahadin'ny Providen...
10/09/2024

Tiako
Tianareo koa ve ?
Mandalova ary r'eny amin'ny Lorraine's Jewelry shop Antsenakely ampitan'ny vavahadin'ny Providence e 🥰

Dispo eny amin'ny Lorraine's Jewelry shop Antsenakely ampitan'ny vavahadin'ny Providence ireto manomboka androany an 😊 a...
05/09/2024

Dispo eny amin'ny Lorraine's Jewelry shop Antsenakely ampitan'ny vavahadin'ny Providence ireto manomboka androany an 😊 aza tara ary oh 🥰

Address

Antsenakely
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 17:30

Telephone

+261327281442

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lorraine's Jewelry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lorraine's Jewelry:

Share

Category