09/07/2026
β½π₯ LALAO PRONOSTIC β FRANCE π«π· vs MAROC π²π¦ π₯β½
π NEXORA SHOP dia faly manome fahafahana ho anareo handray anjara amin'ity pronostic ity!
π Vinanio ny valin'ny lalao France π Maroc. π½ Izay mahavina marina dia hiditra amin'ny antsapaka, ary olona iray no hahazo Maillot BrΓ©sil ππ§π·
β° Mifarana amin'ny 10:00 alina ny fandraisana anjara.
π Soraty fotsiny amin'ny commentaire ny pronostic-nao (ohatra: France 2-1 Maroc).
π Mirary soa ho an'ny rehetra! Aza adino ny manasa namana handray anjara! β½π₯