Ikala Jejo.MDG

Ikala Jejo.MDG Abonnez-vous pour plus de nouveaux vêtements à acheter

Mirary ny soa sy ny tsara rehetra ho anareo namako rehetra sy clienteko rehetra ato💐💐💐😘😘😘manaova fety sambatra daholo
31/03/2024

Mirary ny soa sy ny tsara rehetra ho anareo namako rehetra sy clienteko rehetra ato💐💐💐😘😘😘manaova fety sambatra daholo

Bonne nuit daholo les Kala jejo.maka aina tsara daholo fa manomana zavtra tsara be ho anareo indray aho😍😍😘😘 tiako be dah...
22/03/2024

Bonne nuit daholo les Kala jejo.maka aina tsara daholo fa manomana zavtra tsara be ho anareo indray aho😍😍😘😘 tiako be daholo nareo dia mankasitraka foana anareo clienteko rehetra.aza miala fa hisy.fizarana cadeau à partir ny semaine ambony an💐💐💐

Bonjour les manjas🥰🥰Ndao hiantsena anombohantsika an'ity herinandro ty💐💐Reto ary ny Chemise sy Haut mamy be jereo izay t...
18/03/2024

Bonjour les manjas🥰🥰
Ndao hiantsena anombohantsika an'ity herinandro ty💐💐
Reto ary ny Chemise sy Haut mamy be jereo izay tianareo dia commandieo@mp ee😍😍😍
📌📌 mirary be📌📌 BON Shopping daholo😘😘😘

Chemise rayée bleuTaille S/M💐💐
14/03/2024

Chemise rayée bleu
Taille S/M💐💐

coucou daholo.🥰😍 ato daholo ary ilay collection haut stylé rayé antsika💐💐📌📌A petit prix daholo📌📌
13/03/2024

coucou daholo.🥰😍 ato daholo ary ilay collection haut stylé rayé antsika💐💐
📌📌A petit prix daholo📌📌

Bonjour daholo akia nareo a😍😍tianareo ve raha ho alefantsika eto daholo ny chemise rayée otrzao🥰🥰💐💐 amin'ny vidiny mora ...
12/03/2024

Bonjour daholo akia nareo a😍😍
tianareo ve raha ho alefantsika eto daholo ny chemise rayée otrzao🥰🥰💐💐 amin'ny vidiny mora be foana.
Partageo foana dia teneno ny namantsika fa ho publieko eto le izy après-midi an!👚👚❤️

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taom-baovao malagasy daholo 💐💐💐🥰☺️☺️ mirary ny soa rehetra ho anareo namako...
11/03/2024

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taom-baovao malagasy daholo 💐💐💐🥰☺️☺️
mirary ny soa rehetra ho anareo namako mamikely tsy ankavanavaka😘😘

10/03/2024
Coucou les bellas😍😍 mankasitraka anareo rehetra nandray anjara tamin'ny live omaly🙏 ho alefantsika eto ny ampahany amin'...
10/03/2024

Coucou les bellas😍😍 mankasitraka anareo rehetra nandray anjara tamin'ny live omaly🙏 ho alefantsika eto ny ampahany amin'ireo haut tsara tarehy kely reo fa aza miala an🥰🥰 sady à petit prix foana Bisous be daholo😘😘

💐💐 Avant goût kely ny live tsika rariva à 17h00!😍😍Taggeo.daholo ny namana fa haut stylé mamy kely daholo à petit prix❤️❤...
09/03/2024

💐💐 Avant goût kely ny live tsika rariva à 17h00!😍😍
Taggeo.daholo ny namana fa haut stylé mamy kely daholo à petit prix❤️❤️

💐💐zao ny patiny ry reto a😍🥰tsy maitsy mahazo daholo .aza adino ny live antsika androany @5 ora hariva an❤️❤️taggeo naman...
08/03/2024

💐💐zao ny patiny ry reto a😍🥰
tsy maitsy mahazo daholo .aza adino ny live antsika androany @5 ora hariva an
❤️❤️taggeo namana dia aza adino mipartage.
📌📌prix cadeau be 😍 7.000ar [email protected]📌📌

Hello les jolies🥰🥰 Happy women's day daholo ny vehivavy rehetra tsy an-kanavaka.💐💐hiaraka hamaky Haut Stylé 👚🎽❤️❤️👕manja...
08/03/2024

Hello les jolies🥰🥰 Happy women's day daholo ny vehivavy rehetra tsy an-kanavaka.
💐💐hiaraka hamaky Haut Stylé 👚🎽❤️❤️👕manja be tsika rampitso @5 ora hariva ny live😍😍😍
partageo dia taggeo namana sao dia tara an😘😘😘
📌📌PRIX BOJO na ho an'ireo zay mbola hivarotra à partir 7.000ar hatr@ 18.000ar📌📌

Address

ANTSIRABE
Antsirabe

Telephone

+261348741457

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ikala Jejo.MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share