Shop online Mama Mi

Shop online Mama Mi Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shop online Mama Mi, Apparel & Clothing, Vakinankaratra, Antsirabe.

FAMAIZANA SY NY FANABEAZANA             Tsara hariva daholo😊    👭👭Hoantsika Ray aman-dreny:    Raha mibedy na mananatra ...
12/11/2025

FAMAIZANA SY NY FANABEAZANA

Tsara hariva daholo😊

👭👭Hoantsika Ray aman-dreny:
Raha mibedy na mananatra ny zanatsika ny iray amin'ny ray aman-dreny(dada na mama),dia mila fitandremana kosa ny fihetsiky ny anakiray manoloana izany.Mangiana ny iray,ka raha manantona mila tambitamby aminao ny zanakao de lazao aminy am-pitiavana fa tsy nety ny nataony.
👩‍👧‍👧👩‍👧‍👧👩‍👧‍👧Raha mafy loatra ilay kapoka na fanitsiana nataon'lay(dada na mama) tamin'ilay zaza dia tsy tsara ary tena fadiana mihintsy ny ifanitsian'ny mpivady eo anatrehan'ilay ankizy.Avela mihitsy tsy hoe ilay zaza izay vao manao manao fanarihana momba ny fanitsiana ilay zaza.
💑💑💑💑Rehefa avy mivavaka ianareo mialoha ny hanitsiana azy dia ampahafantaro azy ny fahadisoany,ary HENOY NY FANAZAVANY.
Raha tiantsika ny hihainoan'ny zanatsika ny zavatra lazaitsika dia mila mahay mihaino ny feon'ny zanatsika isika...
👨‍👩‍👦‍👦👨‍👩‍👦‍👦👨‍👩‍👦‍👦👨‍👩‍👦‍👦👨‍👩‍👦‍👦Ataovy izay hifankazahoana am-po eo fifandraisana.

🍓🍓🍓🍓🍓🍓Ataovy izay haharesy lahatra ny zanakao mba hanaiky ny fahadisoany,satria toy izany no dingana tsy maintsy ahazahoana famelan-keloka,ary rehefa miaky ny fahadisoany izy reo dia ampahafantaro azy fa mamela azy ireo ianao...

zarao raha hitanao hoe mety ahasoa ny hafa😍🍓🍓🍓

Vita io rangah aa💪💪 mercie fona Njanahary
12/11/2025

Vita io rangah aa💪💪 mercie fona Njanahary

Zandriko ah ❗️ Namako ah❗️
Indraindray, ianao misalasala. Manontany tena hoe, vitako ve io sa tsia.

Tsy hoe faible, na malemy ianao raha manao izany, fa olombelona .

🔥Ny tanjaka dia tsy midika hoe tsy mihemotra mihitsy.

Ny fitsanganana indray no zava-dehibe,na dia tsy misy mahita ny ezaka atao aza.

Sarotra io, fa VITANAO. 🔥

Zarao amin'ny namanao mila hery, sy fankaherezana ity publication ity. Soraty anaty commentaire hoe VITAKO IO🔥

VITANAO IO TIANAO ATAO IO.

ALEFA 👊🏽
LA VOIE DU SOLDAT🔥



ILAY TAY NENTIN-DRIAKA😍💩😍FIRY ZAO NY ZANAKAREO?👨‍👩‍👦‍👦
12/11/2025

ILAY TAY NENTIN-DRIAKA😍💩😍
FIRY ZAO NY ZANAKAREO?👨‍👩‍👦‍👦

🔶FETIN'NY TAY ANY INDE.Ity no antsoina hoe ''Gorebabba'', na fetin'ny TAY ao Gummatapura any Inde izay ankalazaina isan-...
11/11/2025

🔶FETIN'NY TAY ANY INDE.
Ity no antsoina hoe ''Gorebabba'', na fetin'ny TAY ao Gummatapura any Inde izay ankalazaina isan-taona.

izany hoe "MIVAVAKA" amin'ny maloto, mihosotra maloto💩, mifampitoraka maloto💩, mandihy miaraka @💩, mihomehy na dia manentoento tsisy aokzany aza ny fofona 💩💩.
io no fomba fivavahana fangatahana vintana sy fitsofan-drano any an-toerana.🤔🤔🤔🤔🤔🤔🤔🤔🤔🤔🤔🤔🤔🤔
aona ny hevitrao???
samia maneho ny heviny ao hoe d aza adino mi abonnée ny page 😊🍓🍓🍒☝️☝️☝️☝️

On se prépare pour noël les manja😍🧜‍♀️🧚‍♀️💃
11/11/2025

On se prépare pour noël les manja😍🧜‍♀️🧚‍♀️💃

Zandriko ah❗️Namako ah❗️Toy ny hozatra io "mental" io, mila atao mafimafy. Mila atao matanjatanjaka💪🏽.Ireto misy fanazar...
09/11/2025

Zandriko ah❗️Namako ah❗️
Toy ny hozatra io "mental" io, mila atao mafimafy. Mila atao matanjatanjaka💪🏽.

Ireto misy fanazaran-tena 3 tsotra hanampy anao amin'izany👇

1️⃣ MITANA NY TENY NOMENA.
Misafidiana fampanantenana kely isa-maraina (ohatra, misotro rano 1 litatra, mandeha an-tongotra mandritra ny 10 minitra, manao pompes 10,na koa ahena 2 ny sigara fohana...) Dia TANTERAHO❗️
🔥Ny fitazonana ny teny nomenao dia mampitombo ny tanjakao anaty. Midika fa azonao ahatokisana ny tenanao

2️⃣ MIJANONA HO TONY
Rehefa mahatsapa hatezerana, na koa Stress miakatra ianao dia miaina mandritra ny 5 segondra alohan'ny hamaliana na hitenenana, na koa hirosoana amin'ny tokony atao.
🔥Tsy tonga dia manao réaction, fa misaina aloha vao manao action

3️⃣ MIFANTOKA
Isan-kariva, manorata zavatra tsara iray vitanao nandritry ny tontoloandronao.
Na dia zavatra kely aza. Manan-danja izany.
🔥Izany no fomba ianaranao mahita fandrosoana, fa tsy ny lesoka fotsiny.

Ampikotrano ny mental-anao💪🏽

Zarao amin'ny namanao ity fa mety mahasoa azy✊🏽

💬 Ao amin'ny commentaire: Iza amin'ireto fanazaran-tena 3 ireto no hatombokao anio?

VITANAO IO TIANAO ATAO IO.

ALEFA 👊🏽
LA VOIE DU SOLDAT🔥

Mercie Njanahary 💪💪

Coucou☺😍
09/11/2025

Coucou☺😍

Sady mafana no manja kely😍Livraison possible partout a Madagasikara Mp si vous intéressés 😍💸
24/05/2025

Sady mafana no manja kely😍
Livraison possible partout a Madagasikara
Mp si vous intéressés 😍💸

Tena oe waoooo😮😍Enssemble en mailleLivraison possible partout a Madagasikara 🚴‍♂️🚍
22/05/2025

Tena oe waoooo😮😍
Enssemble en maille

Livraison possible partout a Madagasikara 🚴‍♂️🚍

Address

Vakinankaratra
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop online Mama Mi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share