Vente de Bellam

Vente de Bellam Bienvenue chez Vente de Bellam."

Vente d’articles de luxe européens – en détail et en gros (b***e européenne)
📍 Antsirabe, Andranomadio
📞 Contact : 038 26 544 06
"Révèle ton style, reflète ton âme.

😍 VENDUS daholo ireto MERCI ♥️♥️ ❌❌Coucou daholo ndray 😘 aza manahy fa eto foana zahay fa aza misalasala manontany raha ...
22/08/2025

😍 VENDUS daholo ireto MERCI ♥️♥️ ❌❌
Coucou daholo ndray 😘 aza manahy fa eto foana zahay fa aza misalasala manontany raha misy ilaina amn page anh 🥰 na miantso 0382654406📞
Mercredi miverina misokatra fa misy programme kely izahay 🙏🏽🙏🏽
Mankasitraka feno antsika rehetra foana dia mirary soa bediabe ♥️
Toerana : Antsirabe akaiky auto pièces tsinampoizina santé plus Andranomadio mandefa faritra 🇲🇬

😍Coucou kely avy aty Suisse vetivety 🇨🇭🥰😘Demain misokatra boutique antsika an ♥️📞0382654406 Andranomadio akaiky auto piè...
15/08/2025

😍Coucou kely avy aty Suisse vetivety 🇨🇭🥰😘
Demain misokatra boutique antsika an ♥️
📞0382654406
Andranomadio akaiky auto pièces tsinampoizina santé plus Antsirabe misy anay

15/08/2025

Bonne fête de l'Assomption isika rehetra 🙏🏽❤️ Rahampitso miverina misokatra ny boutique 🥰🥰

🥹VENDU ireto ❌ Misokatra foana jusqu’à samedi, mitohy promo teddy, skinny jean, robe, short working girl 🥰 Manome prix r...
13/08/2025

🥹VENDU ireto ❌ Misokatra foana jusqu’à samedi, mitohy promo teddy, skinny jean, robe, short working girl 🥰 Manome prix revendeur zahay, afaka anafarana b***e volamena 🔥😘🤤
Numéro ahazoana anay : 0382654406
Andranomadio akaiky auto pièces tsinampoizina santé plus Antsirabe mandefa faritra 🇲🇬📦

🤤😍Oayyy reto lohan’entana be 😍 short working girl dispo de suite 🤤🤤❌Faly be foana rehefa tsara be ny entana tonga 🥰🥰 pri...
13/08/2025

🤤😍Oayyy reto lohan’entana be 😍 short working girl dispo de suite 🤤🤤❌
Faly be foana rehefa tsara be ny entana tonga 🥰🥰 prix mendrika azy hatrany abordable
📞0382654406
Andranomadio akaiky auto pièces tsinampoizina santé plus Antsirabe no misy anay fa afaka mandefa faritra rehetra 🇲🇬📦

ARRIVAGE short mihaja ambavy 🤤🤤❌ Entana tsisy mpanana  => Short working girl 🔥😍 misy taille azo isafidianana tsara, 50 p...
13/08/2025

ARRIVAGE short mihaja ambavy 🤤🤤❌
Entana tsisy mpanana => Short working girl 🔥😍 misy taille azo isafidianana tsara, 50 pièces reo, manome prix revendeur à partir 20 pièces ♥️ TOP qualité hatrany 🔥 prix tena mirary foana 🥰
📞 0382654406
Antsirabe Andranomadio akaiky auto pièces tsinampoizina santé plus mandefa faritra🇲🇬

🥺VENDUS daholo ❌ reto merci 🥺🙏🏽♥️Mbola mitohy promo 9000ar ny capuchon 1 📞0382654406Andranomadio akaiky auto pièces tsin...
12/08/2025

🥺VENDUS daholo ❌ reto merci 🥺🙏🏽♥️
Mbola mitohy promo 9000ar ny capuchon 1
📞0382654406
Andranomadio akaiky auto pièces tsinampoizina santé plus misy anay mandefa faritra 🇲🇬📦

❌ 9000ar ny 1 🔥 SWEET CAPUCHON PREMIUM 🤤🤤❌ Ireto mbola dispo daholo, efa prix destockage isika zao io fa tongava daholo ...
12/08/2025

❌ 9000ar ny 1 🔥 SWEET CAPUCHON PREMIUM 🤤🤤❌ Ireto mbola dispo daholo, efa prix destockage isika zao io fa tongava daholo na mbola hivarotra na haka iray ianao 📦 Maka plus de 15 enao mbola omenay réduction😊 ito numéro ahazoana anay 0382654406
Andranomadio Antsirabe akaiky auto pièces tsinampoizina misy anay ♥️♥️

VENDUS ❌ koa ireto fa mbola misy vitsy vitsy ao ataotsika destockage   ny sweet capuchon premium ary izay haka rehetra e...
11/08/2025

VENDUS ❌ koa ireto fa mbola misy vitsy vitsy ao ataotsika destockage ny sweet capuchon premium ary izay haka rehetra eh 🥰🥰❌❌❌ rapitso misokatra ka hatramin’ny samedi zao valable foana io prix io
🥺🥺Tinay anie oa nareo e ♥️
📞 afaka miantso 0382654406
Andranomadio akaiky auto pièces tsinampoizina santé plus Antsirabe mandefa faritra rehetra 🇲🇬📦

🤤PROMO TEDDY ❌❌ Tsisy otran’itoo 😍🔥Eto antsirabe iany ery andranomadio akaiky auto pièces tsinampoizina santé plus fa ma...
11/08/2025

🤤PROMO TEDDY ❌❌ Tsisy otran’itoo 😍🔥
Eto antsirabe iany ery andranomadio akaiky auto pièces tsinampoizina santé plus fa mandefa faritra rehetra. Afaka miantso anh 📞 0382654406 🔥🙈Prix impossible amnty semaine ity iany mahaiza manararaotra ary eh 😛🥰🥰
Reo dispo de suite daholo, misy ho an’ny rehetra, lahy na vavy na kely na lehibe ao daholo 🔥🔥🔥📦📦
Aza tara ary rapitso fotoanantsika 🙏🏽🇲🇬🇲🇬🔥

❌📦VENDUES DAHOLO 😍😍🔥 c’étaient nos pépites tena hoe on s’est fait dévalisé haha 😅🥰🥰🔥😍 tianay loatra nareo merci du fond ...
11/08/2025

❌📦VENDUES DAHOLO 😍😍🔥 c’étaient nos pépites tena hoe on s’est fait dévalisé haha 😅🥰🥰🔥😍 tianay loatra nareo merci du fond du cœur ♥️♥️♥️
Demain misokatra sady anao promo be zahay amn articles rehetra koa aza tara ndray anh 😏☺️😘
Numéro ahazoana anay : 0382654406
Andranomadio akaiky auto pièces tsinampoizina santé plus Antsirabe mandefa faritra 🇲🇬

🥹VENDUS daholo reto ❌ Mankasitraka feno anareo clients rehetra nandalo androany sy nanjifa ary ianareo mpanohana fatratr...
07/08/2025

🥹VENDUS daholo reto ❌ Mankasitraka feno anareo clients rehetra nandalo androany sy nanjifa ary ianareo mpanohana fatratra ato am page 🙏🏽🙏🏽♥️♥️♥️♥️
Lundi indray misokatra izahay 😊
Bon week-end en avance kely nareo 😘😘

Address

Andranomadio
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 17:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente de Bellam posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share