Mianjaika par Di

Mianjaika par Di Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mianjaika par Di, Apparel & Clothing, Fianarantsoa.

Akory aby !!! Tolotra tsara ho antsika eto Fianarantsoa.Izahay dia mivarotra ravitoto manta, en barquette.Ravitoto voava...
26/01/2025

Akory aby !!!
Tolotra tsara ho antsika eto Fianarantsoa.
Izahay dia mivarotra ravitoto manta, en barquette.
Ravitoto voavantina, tsy mangidy, tsara toto.
Misy tsiro karazany roa :
-Misy tongolo gasy
-Natiora
Isakin'ny sabotsy sy alahady ihany.
Mandray commande izahay alatsinainy ka hatramin'ny zoma.
Koa raha mahaliana anao izany, aza misalasala mandefa hafatra miafina(mp) na miantso avy hatrany ny laharana 0345400200.
*Livraison gratuit raha eto Fianarantsoa centre ville, miqy frais 1000ar kosa raha périphérique.
250g-> 2500ar.
Misaotra Tompoko.

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mianjaika par Di posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share