Soa siky

Soa siky Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soa siky, Design & Fashion, Fianarantsoa.

✨ DESTOCKAGE chez SOA SIKY ! ✨Alohan’ny hamoahanay ny arrivage vaovao, misy promotion kely ho anareo 😍🎀 Bonnet en satin ...
02/09/2026

✨ DESTOCKAGE chez SOA SIKY ! ✨

Alohan’ny hamoahanay ny arrivage vaovao, misy promotion kely ho anareo 😍

🎀 Bonnet en satin double face
5 000 Ar no lasa➡️ 4 000 Ar fotsiny 🔥
💫 Double face, confortable ary miaro tsara ny volo.

Fa quantité limitée ihany e! 🏃‍♀️💨
📩 Alefaso MP raha te hanafatra.

🚨 Tsy mahazaka borcotte na élastique ve ianao?👉 Ity mihintsy no natao ho anao ! 🤎✨ BONNET EN SATIN DOUBLE FACE AVEC CORD...
31/08/2026

🚨 Tsy mahazaka borcotte na élastique ve ianao?
👉 Ity mihintsy no natao ho anao ! 🤎

✨ BONNET EN SATIN DOUBLE FACE AVEC CORDE — SPÉCIALITÉ SOA SIKY ✨

Nataonay manokana ho an’ireo izay mitady confort sy protection, nefa tsy mahazaka ilay bonnet misy borcotte na élastique.

💎 Fa inona no mampiavaka azy ?
✔️ Satin ihany no mifandray amin’ny loha → tsy misy akora hafa manindry na manelingelina.
✔️ Manampy mitazona ny hydratation-n’ny volo.
✔️ Miaro sy mitazona ny coiffure mandritra ny torimaso.
✔️ Corde réglable → azonao ahitsy araka izay tena mahazo aina aminao.

🤎 Soa Siky, satria samy hafa ny filan’ny volontsika… ka nataonay ho anao ity.

📩 Commande en MP dès maintenant !

Finaritra oooo!!😍😍Ataovy tsara tarehy ny tontolon'andronao anio,na amin'ny zavatra madinika indrindra aza.🤗💎Mirary zoma ...
28/08/2026

Finaritra oooo!!😍😍

Ataovy tsara tarehy ny tontolon'andronao anio,na amin'ny zavatra madinika indrindra aza.🤗💎

Mirary zoma feno fahombiazana ho antsika rehetra.❤️



🤍 Andro vaovao, fahafahana vaovao.Na kely aza ny dingana ataonao androany, dia efa dingana manakaiky ny tanjonao izany. ...
25/08/2026

🤍 Andro vaovao, fahafahana vaovao.

Na kely aza ny dingana ataonao androany, dia efa dingana manakaiky ny tanjonao izany. 🌿

Soava tsara ooo!!!🌺

✨ BON LUNDI avec SOA SIKY ! ✨Nouvel arrivage 😍🧡🎀Bonnet satin double face avec borcotte🎀 Bonnet satin double face avec él...
17/08/2026

✨ BON LUNDI avec SOA SIKY ! ✨

Nouvel arrivage 😍🧡
🎀Bonnet satin double face avec borcotte
🎀 Bonnet satin double face avec élastique

Deux modèles, deux styles… mais toujours le même objectif : prendre soin de vos cheveux tout en restant élégante 💕✨

📩 Disponible dès maintenant chez Soa Siky.
Ne tardez pas, les quantités sont limitées ! 🛍️

Bon dimanche à tous ! 🤍Que cette journée vous apporte paix, joie et bénédictions. 🙏✨Profitez de chaque instant et prenez...
16/08/2026

Bon dimanche à tous ! 🤍

Que cette journée vous apporte paix, joie et bénédictions. 🙏✨

Profitez de chaque instant et prenez soin de vous. 🌷

Soa Siky 🤎

VOKATRY NY LALAO ZOMA – SOA SIKY 🎉Tonga ny fotoana hanambarana ny valin’ny lalaontsika! 🥁😍🏆 Arahabaina Bernardine Rahely...
15/08/2026

VOKATRY NY LALAO ZOMA – SOA SIKY 🎉

Tonga ny fotoana hanambarana ny valin’ny lalaontsika! 🥁😍

🏆 Arahabaina Bernardine Rahely 🎊❤️
Mba miditra Mp azafady ooo ,handefasana ilay crédit 🤗🤗

Izy no nahazo ny crédit noho ny commentaire sy réaction be indrindra! 🎁📱

🙏🏽 Misaotra betsaka anareo rehetra nandray anjara. Tena nahafinaritra ny nahita ny safidinareo sy ny fandraisanareo anjara! ❤️

Aza miala amin’ny Soa Siky, fa mbola hisy lalao sy surprise hafa indray! ✨??

🎉 LALAO ZOMA miaraka amin'i SOA SIKY! 🎉Modely roa, loko iray ihany 😍Raha iray ihany no azonao isafidianana, iza no fidin...
14/08/2026

🎉 LALAO ZOMA miaraka amin'i SOA SIKY! 🎉

Modely roa, loko iray ihany 😍
Raha iray ihany no azonao isafidianana, iza no fidinao?

🅰️ Bonnet satin double face avec corde
🅱️ Bonnet satin double face avec élastique

💬 Apetraho ao amin'ny commentaire ny safidinao + ny antony!
❤️ Izay commentaire mahazo réactions betsaka indrindra no mahazo crédit 🎁

⏰ Hifarana rahampitso amin'ny 19h00!

Ka ianao… TEAM A sa TEAM B? 😍👇

13/08/2026

🎀 N'attends pas que tout soit parfait pour commencer🎗️

🌹Eo amin'ny fiainana ,ny tena zava-dehibe dia ny manomboka na dia Kely aza.😉

🎥Ity horonantsary Kely ity dia ampahany amin'ny dian'ny Soa Siky hatramin'izay.🤗

🤗 Misaotra indrindra anareo rehetra izay efa nanjifa ny bonnet en satin Soa Siky hatramin'izay.🙏

💫Ny fahatokisana sy ny fanohanana no mampirisika anay hanohy,hivoatra ary hamorona bebe kokoa.🌺

💌Mandray commande foana amin'ireo modely rehetra efa nisy tato amin'ny Soa Siky.😊



Address

Fianarantsoa

Telephone

+261340638120

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa siky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share