Shoes and Co

Shoes and Co Tongasoa!!❤️ Je sélectionne des sacs, chaussures, sandales et bijoux pour vouuuus! (à petit prix)
FIANARANTSOA.🇲🇬

Tratry ny taona 2026 daholo!🥳
02/01/2026

Tratry ny taona 2026 daholo!🥳

Tsy hiteny betsaka tsony izahay amty fa efa hainareo👌✅Semelle en gomme✅4 coloris (ataoko sous commentaire ny couleur dis...
26/12/2025

Tsy hiteny betsaka tsony izahay amty fa efa hainareo👌
✅Semelle en gomme
✅4 coloris (ataoko sous commentaire ny couleur dispo)
✅Prix de gros na maka iray ary: 15 000ar✨

Aoka fotsiny😍 ifandrombahana io fa aza ela amin'ny commande🥰

Visible ety Anjoma Center box25 hatrany tompoko oh!🥰🛍️

Mankasitraka an'i  Rouva Näh niaranilalao taminay😍 Azony aloha izany ilay crédit tamin'ity🎊Jeu ohatrany ahoana indray no...
26/12/2025

Mankasitraka an'i Rouva Näh niaranilalao taminay😍 Azony aloha izany ilay crédit tamin'ity🎊

Jeu ohatrany ahoana indray no tianareo hisy eto am page?🥰🥰

Tsy mbola vita ny fety an!🥰 Mbola misesisesy ny arrivages ato amin'ny Shoes and Co Anjoma Center box25🎊🎊Tongava maro!
26/12/2025

Tsy mbola vita ny fety an!🥰 Mbola misesisesy ny arrivages ato amin'ny Shoes and Co Anjoma Center box25🎊🎊

Tongava maro!

Ny ekipan'ny Shoes and Co Anjoma Center dia miarahaba antsika rehetra tratry ny Noely 🌲🎀 Ho feno fifaliana sy fitiavana ...
25/12/2025

Ny ekipan'ny Shoes and Co Anjoma Center dia miarahaba antsika rehetra tratry ny Noely 🌲🎀 Ho feno fifaliana sy fitiavana be ny andro androany✨

Dia zay sy izay no vita hoan'ny tsenan'ny Krismasy tamin'ity taona ity. Laninareo ny entana🙏🙏 Mankasitraka tompoko oh!🥰 (Ialàna tsiny n'y mp rehetra tsy voavaly)

Tsy tapitra ny fety fa rahampitso indray dia efa misokatra manomana ny taona hoavy🛍️ Sady mamoaka arrivage🤫

Address

Anjoma Center Box25
Fianarantsoa

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261343951655

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shoes and Co posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category