Box Sous Sol Anjoma Center

Box Sous Sol Anjoma Center Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Box Sous Sol Anjoma Center, Apparel & Clothing, Anjoma Center sous-sol, Fianarantsoa.

Box N°02 Article et accessoire❤
27/02/2024

Box N°02
Article et accessoire❤

🥰 BOX 12 ANJOMA CENTER 🥰
15/02/2024

🥰 BOX 12 ANJOMA CENTER 🥰

❤❤Izahay ekipan'ny Box sous sol Anjoma Center dia Faly miarahaba ary mirary soa ho an'ny MPIFANKATIA rehetra❤❤
14/02/2024

❤❤Izahay ekipan'ny Box sous sol Anjoma Center dia Faly miarahaba ary mirary soa ho an'ny MPIFANKATIA rehetra❤❤

🥰 Tongava mandray anjara o 🥰
12/02/2024

🥰 Tongava mandray anjara o 🥰

Jeux Valentine's Day💗

Omena anjaran-toerana manokana ianareo mpifankatia indray mitoraka ity ka toy izao ary ny endrik'ilay lalao :

💫Marihina fa couple ihany no afaka mandray anjara.
💫Ny Alatsinainy sy Talata ary Alarobia no andraisanay anareo fa hisy ny seance photo izay hatao ato BoxBox Sous Sol Anjoma Center ho alefanay eto ny sarinareo ny Alarobia ka izay 3 voalohany mahazo reaction betsaka indrindra dia hisy loka Surprise ho azy ireo 💝💝💝

💫Ny Zoma 16Febroary alina no hifarana io vote public io ka izay reaction aorian'io lera io dia ts manankery intsony ka ho alefa eto izay 3 voalohany mivoaka mpandresy amin'ny lalao, ka ny Asabotsy 17febroary à 15h kosa ny fanolorana ny loka hoan'izy ireo, ary izany dia ho tanterahina ato Centre Commercial Anjoma Anjoma Centereto ary misy fepetra vitsivitsy hanampy anareo hibata ny fandresena :

⭐Abonnéo ny page ANJOMA CENTER
⭐Partageo en mode public ity publication ity
⭐Invitéo ny amie nao hi-s'abonner dia capturéo ary alefaso

💭MARIHINA FA IZAY TSY MANARAKA IREO FEPETRA 3 IREO DIA TSY MANANKERY AVY HATRANY ANATY NY LALAO (na dia ambony mitaha ny aza ny reaction ny sarinareo)

Good Luck

Efa akaiky ny fetin'ny mpifankatia🥰🥰Izahay ato  N°2 dia faly manome tolotra promotion St VALENTIN ho an'ny rehetra tsy a...
08/02/2024

Efa akaiky ny fetin'ny mpifankatia🥰🥰
Izahay ato N°2 dia faly manome tolotra promotion St VALENTIN ho an'ny rehetra tsy ankanavaka❤❤❤

🥰 PROMOTION SAINT VALENTIN 🥰 amin'ny vidiny mirary zakan'ny rehetra ao amin'ny bijouterie Tsiory Sergio BOX 12 ANJOMA CE...
07/02/2024

🥰 PROMOTION SAINT VALENTIN 🥰 amin'ny vidiny mirary zakan'ny rehetra ao amin'ny bijouterie Tsiory Sergio BOX 12 ANJOMA CENTER 😍 Tongava maro manjifa ary o

Address

Anjoma Center Sous-sol
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Box Sous Sol Anjoma Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share