Aina Gourmet

Aina Gourmet Dessert- Viennoiserie- Patisserie

Toujours du fait maison👍💯
21/02/2025

Toujours du fait maison👍💯

Charcuterie... 🤑😋👍
21/02/2025

Charcuterie... 🤑😋👍

21/02/2025

Coulis à la façon Anaï Gourmet🤫💯
Top de chez top👍
A goûter imperativement

Mirary ny soa sy ny ho atsika rehetra 🌹
21/02/2025

Mirary ny soa sy ny ho atsika rehetra 🌹

Salama daholo oo!!! Faly hatrany izahay manolotra Antsika ny flan maison. Miavaka hatrany!!!Mankasitraka izay efa nanjif...
25/02/2024

Salama daholo oo!!!
Faly hatrany izahay manolotra Antsika ny flan maison. Miavaka hatrany!!!
Mankasitraka izay efa nanjifa sy mbola hanjifa.
Pot pm: 1000ar
Pot GM: 2000ar

Ela ela ndray eeee😁😁😁Ohatran'iza no hitiavanareo azy?? 🤤🤤🤤
20/01/2024

Ela ela ndray eeee😁😁😁
Ohatran'iza no hitiavanareo azy?? 🤤🤤🤤

Mamerina ny fiharabana atsika rehetra nahatratra ny taona vaovao!!! Mirary soa dia mirary soa dia mirary soa e😘😘😘!!! Tao...
04/01/2024

Mamerina ny fiharabana atsika rehetra nahatratra ny taona vaovao!!! Mirary soa dia mirary soa dia mirary soa e😘😘😘!!! Taona vaovao😊 zava-baovao😁😁😁😁
Ho atsika izay mikarakara fetim-pianakaviana😁 mba te hiova kely @ mahazatra e😁😁 aza msalasala😊

04/01/2024
Hifarana ity ny taona 2023! Misaotra ilay Nahary. Mamaramaparana iany koa ny fandraisana commande flan maison amin'ity t...
29/12/2023

Hifarana ity ny taona 2023! Misaotra ilay Nahary. Mamaramaparana iany koa ny fandraisana commande flan maison amin'ity taona ity😊😇😇
Manasa atsika rehetra tompoko🥰

Vita ndray iny aloha☺☺Mankasitraka atsika  izay nanjifa hatrany!!🙏🙏Mirary fety sambatra ho atsika rehetra izahay ary mir...
24/12/2023

Vita ndray iny aloha☺☺
Mankasitraka atsika izay nanjifa hatrany!!🙏🙏
Mirary fety sambatra ho atsika rehetra izahay ary mirary ny mba hahatraran' tsirairay ny taona vaovao indray😊😊
Manaova fety sambatra daholo😘😘

💣Mamaraparana ny fandraisana commande tsika an!!!Livraison rampitso alahady 24 DecembrePm: 1000arGm: 2000arManao livrais...
23/12/2023

💣Mamaraparana ny fandraisana commande tsika an!!!
Livraison rampitso alahady 24 Decembre
Pm: 1000ar
Gm: 2000ar
Manao livraison

22/12/2023

Ampafantarina isika fa ny livraison flan ho an'ny andron'ny Krismasy dia @ Alahady 24 Desambra avokoa mo atao. Mankasitraka :)

Address

Itaosy
TANA102

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:30
Tuesday 07:00 - 18:30
Wednesday 07:00 - 18:30
Thursday 07:00 - 18:30
Friday 07:00 - 18:30
Saturday 07:00 - 18:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aina Gourmet posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share