Drapé & Co

Drapé & Co Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Drapé & Co, Accessories, Talatamaty, Ivato.

🎗️Boutique d’accessoires tendance, raffinés et soigneusement sélectionnés pour sublimer votre style au quotidien✨

📍Lieu Boutique : https://maps.app.goo.gl/HKT9mkx86nNgPBxD8

25/04/2026

🎁🎀PRIX CASSES 🎀🎁
50 000 ariary : 3 pièces

3 pièces amin'ny vidiny 50 000 ariary FOTSINY 🥰😍

ARARAOTY ARY OOOO 🥰😍😘

🎁🎀PRIX CASSES  🎀🎁50 000 ariary : 3 pièces 3 pièces amin'ny vidiny 50 000 ariary FOTSINY 🥰😍ARARAOTY ARY OOOO 🥰😍😘
24/04/2026

🎁🎀PRIX CASSES 🎀🎁
50 000 ariary : 3 pièces
3 pièces amin'ny vidiny 50 000 ariary FOTSINY 🥰😍
ARARAOTY ARY OOOO 🥰😍😘

Ity rouge ity koa anie tena tsara tarehy beeee 😍🥰Qualité Premium foana Finition tsara beee 90 000 ariary : 3 pièces Mp h...
23/04/2026

Ity rouge ity koa anie tena tsara tarehy beeee 😍🥰
Qualité Premium foana
Finition tsara beee

90 000 ariary : 3 pièces
Mp haingana ary na tongava eny am boutique eny Talatamaty

Rideaux plein jour Misy karazana motif be dia beee 🥰😍Alaivo izay tianao eee Mora be ireo ❤️❤️
19/04/2026

Rideaux plein jour
Misy karazana motif be dia beee 🥰😍

Alaivo izay tianao eee
Mora be ireo ❤️❤️

16/04/2026

Rehefa misy mandalo manakipaka ny rideau avec anneau dia mikisaka am sisiny daholo. 😭😭
Dia sasatra mitsy mamerina azy hijro tsara hanaingoan’ilay trano 😅

Fa ity misy astuce kely atoro anareo 🥰
Tsy mihetsika tsony io rideau io fa mipetraka tsara eo foana na mivezivezy eo aza ny ankizy kely

Andramo anie eeee ❤️🥰

Plume marron tsara tarehy beee 😍😍😍Ity koa anisan'ny modèle be paka ao am boutique ao 🥰Jereo anie ny hatsarany eee 😍😍3 pi...
13/04/2026

Plume marron tsara tarehy beee 😍😍😍
Ity koa anisan'ny modèle be paka ao am boutique ao 🥰

Jereo anie ny hatsarany eee 😍😍
3 pièces : 90 000 ariary

Afaka manao sur commande koa anh !!!
Une seule adresse : Antanetibe Talatamaty

Ianareo koa ve otranay ? Tia be an'ity couleur ity 🥰Ilay voile tena motif hafa kely afaka solosoloina ny occultant ampia...
10/04/2026

Ianareo koa ve otranay ? Tia be an'ity couleur ity 🥰
Ilay voile tena motif hafa kely afaka solosoloina ny occultant ampiarahina aminy 😍

Sady alefa mora beee : 90 000 ariary ny 3 pièces anh !!!

Taupe tsara tarehy be ity motif ity 🥰🥰Ny Pâques no vita fa ny fanaingoana Trano mitohy foana eee 🫣😍Alefaso ny commande. ...
08/04/2026

Taupe tsara tarehy be ity motif ity 🥰🥰

Ny Pâques no vita fa ny fanaingoana Trano mitohy foana eee 🫣😍

Alefaso ny commande.
Na Tongava en MP ary

🐣 Joyeuses Pâques ! 🌸De belles fêtes pleines de joie et de douceurs✨
05/04/2026

🐣 Joyeuses Pâques ! 🌸

De belles fêtes pleines de joie et de douceurs✨

Ity rideau voile brodé à motif doré ity no tena coup de coeur an'ny client tao am boutique 😍😍😍😍Vao nivoaka dia nifandrom...
01/04/2026

Ity rideau voile brodé à motif doré ity no tena coup de coeur an'ny client tao am boutique 😍😍😍😍

Vao nivoaka dia nifandrombahana 🤩
Ny Qualité Premium foana 🥰🥰🥰

Kelikely sisa ny stock ao dia araraoty le promotion pâque hividianana azy oooo

Address

Talatamaty
Ivato

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Drapé & Co posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share