05/12/2024
Mba mangataka reaction amin sary rety svpl aa🙏🥰
Dia asao koa ny namana😍🥰
Mercii ďavance
Kitihana kely ny sary vao asina reaction💋❤
CONCOURS PHOTO 😍HAFALIANA SY TSIKY🥰
Miampita aminao ve ny hafalian'i Holinoro sariaka?
🟣Raha te hanohana azy ianao ao anatin'izao fifaninanana izao dia:
1- Clikeo ilay sariny
2- Ataovy "J'aime" io sariny io raha tianao
3- Mi's'abonneva amin'ny pejy Mianatra Mahomby mba hahatonga ny vote-nao handaitra
4- Raha te hanohana azy ianao dia partageo tsy misy fetra ny sariny mba hahatonga ny hafa hanohana azy ihany koa
Tsara ity sary ity 🙂