13/01/2025
๐Nisehoana lozam-piarakodia tany Mampierika Ambohitrarivo ny faran'ny herinandro teo. Taksibrosy avy Ambatondrazaka ho any Tanambe izy io. Roa no fantatra fa namoy ny aina ary maro no naratra.
๐Tsy mazava tsara ny tena anton'ny loza teto. Maro kosa ny mpandeha mitaraina amin'ny fandehan'ireo taksibrosy sasany any an-toerana mafy dia mafy tsy mitsitsy lalana sy ain'olona entiny.
(c) Skispass Atm
Source:Kevin tsito Andria๐