26/09/2025
Nasehony ny tena tarehiny omaly hariva‼️
Nabaribariny, tsy nafeniny intsony ‼️ tsy nataony ankolaka intsony fa tonga dia DIRECT ny famonoana ny Malagasy ‼️🇲🇬 misy Dada sy Neny be dia mifoha anio maraina, tsy manana asa intsony 🥺 very fananana, indrisy.
Ny tafik'izy ireo kay dia tsy ireo zandary na miaramila akory ‼️ fa ireo nofahanana vola sy zavatra tsinjo ‼️ ireo nizaràna koveta 🥺 (ceux qui n'ont rien à perdre) satria olona efa maty fanahy mbola velona, tsy mahita lavitra , ary tsy misaina ny ho avy 😔
Eny e , trotraka izahay anio maraina , fa raha nahay nanangana izahay dia mbola mahavita mihoatra e ✊💪🇲🇬
Ary mahay ny zavatra rehetra izahay ao amin' ilay Mpampahery anay. Fil4:13
✍️ Mahereza ry Malagasy havako 🇲🇬
©️Ma touche perso