Mora Shop by Santatra

Mora Shop by Santatra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mora Shop by Santatra, Department Store, Morondava.

MAGASIN EN LIGNE ETO MORONDAVA,
Contact : 0345190221-037 91 289 84
✅Mivarotana sy manafatra entana isan-karazany aviany Chine amin'ny vidiny mirary sy mety amin'ny rehetra

💎Jerenareo ndray nge ty eee!✨ Boîte à Bijoux Élégante ✨Te hitahiry tsara ny firavakao ve? 💍⌚📿Ity boîte à bijoux ity no v...
12/08/2026

💎Jerenareo ndray nge ty eee!
✨ Boîte à Bijoux Élégante ✨

Te hitahiry tsara ny firavakao ve? 💍⌚📿
Ity boîte à bijoux ity no vahaolana tonga lafatra! Misy toerana manokana ho an’ny bague, boucle d’oreille, collier, bracelet ary famantaranandro.

❤️ Madio sy voalamina tsara
🧡 Miaro ny firavaka tsy hifangaro na ho simba
💚 Endrika élégante sady tsara apetraka ao an-trano na atao fanomezana

📩 Azo atao réservation dieny izao!

Mora Shop by Santatra
Ny hatsarana sy ny kalitao no laharam-pahamehanay. ✨

🤭 Ao ambadimbadika ao indray ilay ARRIVAGE… 👀✨Inona ary ooo? 😍🛍️Araho foana ny page Mora Shop by Santatra mba tsy ho tar...
11/08/2026

🤭 Ao ambadimbadika ao indray ilay ARRIVAGE… 👀✨

Inona ary ooo? 😍🛍️

Araho foana ny page Mora Shop by Santatra mba tsy ho tara amin’ny zava-baovao sy ny entana ho avy! 💖🔥

🛍️ ACHAT GROUPÉ SHEIN — Mora Shop by Santatra 🛍️Te hividy entana ao amin’ny SHEIN? 😍Eto amin’ny Mora Shop by Santatra di...
10/08/2026

🛍️ ACHAT GROUPÉ SHEIN — Mora Shop by Santatra 🛍️

Te hividy entana ao amin’ny SHEIN? 😍

Eto amin’ny Mora Shop by Santatra dia afaka manao achat groupé SHEIN ianao.

✨ Tombony:

Tsy misy frais de commission

Ny prix SHEIN no raisina

Mandray commande na dia entana iray monja aza

Fandoavana amin’ny Mobile Money

Tonga soa aman-tsara ny colis, tsy misy frais fanampiny rehefa tonga

📲 Alefaso amiko fotsiny ny lien na capture d’écran an’ilay entana tianao, dia omeko ny total ny achat nao.

📦 Misokatra ny commande! Aza tara fa andao hiantsena miaraka amin’ny SHEIN. 💚🧡

🌸 FLEUR ARTIFICIELLE 🌸Mahaliana anareo sa tsia raha hampiditra fleur artificielle tsara qualité sy tena manja ato amin’n...
10/08/2026

🌸 FLEUR ARTIFICIELLE 🌸

Mahaliana anareo sa tsia raha hampiditra fleur artificielle tsara qualité sy tena manja ato amin’ny Mora Shop by Santatra? 😍✨

Mety tsara ho an’ny haingon-trano, birao, efitra fatoriana, na fanomezana ho an’olona tiana. 💐

Raha mahaliana anareo dia asio ❤️ na soraty hoe “ENY” dia hampiditra modely maro izahay! 🥰

🌸 Mirary Alahady finaritra sy feno fitahiana ho antsika rehetra! 🌸Enga anie ny fitahian’Andriamanitra homba anao sy ny a...
09/08/2026

🌸 Mirary Alahady finaritra sy feno fitahiana ho antsika rehetra! 🌸

Enga anie ny fitahian’Andriamanitra homba anao sy ny ankohonanao mandritra ity herinandro vaovao ity. 🙏🤍

Hanolotra fiadanana ao am-po, fahasalamana, hery vaovao, ary hanokatra varavarana vaovao feno soa sy fahombiazana anie Izy. ✨

Misaotra anareo hatrany amin’ny fitokisana sy ny fanohanana an’i Mora Shop by Santatra. Mirary Alahady sambatra sy feno fahasoavan’Andriamanitra ho anareo rehetra. 💖

08/08/2026

Zao ve ranga no atao aty ampiasana refa reraka😂

✨ SERVICE COMMANDE GROUPÉE SHEIN ✨Ato amin'ny Mora Shop by Santatra 🛍️💚Ity publication ity dia natao hanazavana ny fomba...
07/08/2026

✨ SERVICE COMMANDE GROUPÉE SHEIN ✨
Ato amin'ny Mora Shop by Santatra 🛍️💚

Ity publication ity dia natao hanazavana ny fomba sy ny fepetra arahina rehefa hanafatra entana SHEIN ato amin’ny Mora Shop by Santatra.
Somary lava lava izy ity, fa manasa anareo hamaky azy tsara hatramin’ny farany mba tsy sahirana ianao rehefa anao commande. 🥰🙏

1. Ataovy azo antoka fa efa manana ny application SHEIN ianareo, izay azo alaina ao amin’ny Play Store na App Store. 📱

2. Tadiavo ao amin'ny barre de recherche ny entana tianareo hafarana.🔎🛍️

3. Ampidiro ao anaty Panier ireo entana tianao, na alaivo capture izay ahitana ny prix sy ny détails rehetra. 🛒

4. Alefaso amiko amin’ny message privé na WhatsApp ny lien du panier na ireo capture. Raha capture no alefa dia mariho mazava ny taille, couleur, pointure, modèle, format, sy ny détails rehetra ilaina. 🔗📸

5. Raha mihoatra ny 1 ny isan’ny entana tianareo amin’ny modèle iray, dia lazao mazava hoe firy no ilaina, satria tsy miseho ao amin’ny lien panier ny quantité. 😊

6. Raha mahita vidiny misy soratra hoe “à partir de”, dia tsindrio aloha ny style, size, couleur, na safidy hafa rehetra mba hiseho ny vidiny tena izy. ✨

7. Ny vidiny hita ao amin’ny lien panier ihany no raisiko fa tsy valable ny coupons de réductions. 😉

8. Aloa manontolo amin’ny Mobile Money(Orange Money) ny totalité ny devis ny entanao; 1$: 4700ar. 💸

9. Rehefa voaloa izany dia tsy misy vola fanampiny aloa intsony amin’ny andro handraisanao ny colis. 📦✨

10. Na entana iray monja na article mitentina 1$ aza dia raisiko sy afarako foana. 💚

Raha misy mbola tsy mazava dia aza misalasala manontany amin’ny message privé. Faly izahay hanampy anareo. 🥰

📦 Fandefasana ny commandes groupées: isan-kerinandro na isaky ny roa herinandro arakaraka.

Raha liana hanafatra entana SHEIN ianareo dia tongava message privé, ary izahay no hikarakara ny ambiny rehetra. 💚✨

Misaotra indrindra amin’ny fitokisanareo! 🙏🌸

🍒 Arrivage du jour 🍒Kely nefa tena manaitra! ✨Porte-clés cerise tendance 2026 🍒💛Afaka atao amin’ny lakile, sac, na kitap...
07/08/2026

🍒 Arrivage du jour 🍒

Kely nefa tena manaitra! ✨
Porte-clés cerise tendance 2026 🍒💛
Afaka atao amin’ny lakile, sac, na kitapo isan’andro.

✨Prix:
GM: 9000ar
PM: 8000ar

✔️ Tsara kalitao
✔️ Maivana sady chic
✔️ Mety atao cadeau ihany koa 🎁

📩 Midira MP raha haka ny anao dieny izao, voafetra ny stock! ❤️

07/08/2026

Ity ary ilay vidéo nampanantenaiko anareo omaly 🎥✨

Ialana tsiny noho ny fahatarana fa tsy mora ilay manao zavatra 🙏💪

Mora shop by Santatra eto Morondava 📍 dia miezaka hatrany ny manome fahafahampo anareo rehetra 🛍️❤️

Mankasitraka ny fitokisanareo hatrany 🥰🌸

Address

Morondava
619

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mora Shop by Santatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share