12/12/2024
Hey Hey ☺☺☺
Mametraka fialantsiny am nareo izay satria tsy heno nandritrany fotoana vitsy tato2 zay 🙏
❌Fa Fermeture provisoire ny page SAVA SHOPP MDG nohony antony manokana😪
Manao pub eto ihany zahay rehefa misy vao2
On vous reviens très vite😉
Merci de votre compréhension🙏🤝