RJT le tailleur

RJT le tailleur COUTURE MODE STYLE
Mandray commande sur mesure

A cause de déménagement,amidy ireo machine reo fa ifindra d hividy vao2 ndray ref @ ateliê vao2 any
09/06/2026

A cause de déménagement,amidy ireo machine reo fa ifindra d hividy vao2 ndray ref @ ateliê vao2 any

28/04/2026

salama daholo tompoko ô
efa misokatra ny atelier nay ka efa mandray zaitra izahay.
Misaotra betsaka ho an'izay nahandry
misaotra ho an'izay efa client.
miandry ny fahatongavanareo izahay.

12/03/2026

salama daholo izay mpanaraka page.
mbola niato kely ny fandraisantsika client fa mampilaza antsika ato fona izahay refa misokatra.
Misaotra fona amin'ny faharetana ❤️❤️

Aleo misoroka toy Zay mitsabo eee.Afaka mandray commande Zay na firy ilainareo na firy ary tsy maintsy vitanay ara potoa...
06/01/2026

Aleo misoroka toy Zay mitsabo eee.
Afaka mandray commande Zay na firy ilainareo na firy ary tsy maintsy vitanay ara potoana

01/01/2026

Tissu drill io a

01/01/2026

Io le ettiquette
Modèle tsy ho itanao manerana n'y Zao tontolo izao afa tsy @ iany

Ito le modèle tsy hitanao na hitety izao tontolo izao ary enaoAfaka manao création Zay tinao koa izahay .Création
01/01/2026

Ito le modèle tsy hitanao na hitety izao tontolo izao ary enao
Afaka manao création Zay tinao koa izahay .

Création

Salama daholo isika mpanaraka ny page ato eeeArabaina  ankatokin n'y taona vaovao  izao.Enganie itondra fahombiazana ho ...
01/01/2026

Salama daholo isika mpanaraka ny page ato eee
Arabaina ankatokin n'y taona vaovao izao.
Enganie itondra fahombiazana ho antsika rehetra ity taona vaovao ity

Style africainCouture by
27/12/2025

Style africain
Couture by

Address

Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RJT le tailleur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category