Les pépites d'Ely

Les pépites d'Ely Les Pépites d’Ely 🥰
Petites idées, découvertes et moments du quotidien qui font du bien. 💛

On connaît toutes cette histoire 😂« Je regarde juste… » 😌Et toi, ça t'est déjà arrivé ? 😂👇Tag ta copine avec qui ça fini...
28/08/2026

On connaît toutes cette histoire 😂
« Je regarde juste… » 😌

Et toi, ça t'est déjà arrivé ? 😂👇

Tag ta copine avec qui ça finit toujours comme ça 😂

🙏❤️ Enga anie Zanahary hanokatra ny lalagna jiaby hitondra anao @ fahombiazagna.Ho tanteraka anie izay nofinofinao, ary ...
25/08/2026

🙏❤️ Enga anie Zanahary hanokatra ny lalagna jiaby hitondra anao @ fahombiazagna.

Ho tanteraka anie izay nofinofinao, ary hivaly tsikelikely izay vavaka nataonao. 🤗🙏

🌸 Tsy mifaninana amin'olona aho...Ny tanjoko dia ny ho tsara kokoa noho ilay  omaly. ❤️
19/08/2026

🌸 Tsy mifaninana amin'olona aho...

Ny tanjoko dia ny ho tsara kokoa noho ilay omaly. ❤️

Ah Zanahary eee💔Tsapako loatra fa mafy raha karah ty💔Eto zaho dia Miombon'alahelo amin'i fianakavian'ilay maty, 😢 Ary ko...
03/08/2026

Ah Zanahary eee💔
Tsapako loatra fa mafy raha karah ty💔
Eto zaho dia Miombon'alahelo amin'i fianakavian'ilay maty, 😢
Ary koa miombon'alahelo amin'ireo mpivarotra namoy toeram-piasana , namoy fananana 😔✊

27/07/2026

🙏❤️ Hahazo fitahiana lehibe ianao amin'ity semaine ity... Enga anie hivaly ny vavakao. 🤗

🥹❤️ Mba efa tsapanao ve...Fa tena mahafinaritra anie ny fiainana rehefa hainao ny mankafy azy e?Aza adino ny mankafy ny ...
22/07/2026

🥹❤️ Mba efa tsapanao ve...
Fa tena mahafinaritra anie ny fiainana rehefa hainao ny mankafy azy e?

Aza adino ny mankafy ny androany, satria tsy hiverina intsony . ❤️

😍Ely te trouve les meilleures pépites.

📢 Valin'ny lalaoMankasitraka anareo rehetra nandray anjara. ❤️Ny valiny marina dia : 🇪🇸 Espagne.Rehefa nojerenay anefa n...
20/07/2026

📢 Valin'ny lalao

Mankasitraka anareo rehetra nandray anjara. ❤️

Ny valiny marina dia : 🇪🇸 Espagne.

Rehefa nojerenay anefa ny fandraisana anjara dia tsy nisy nahafeno ny fepetra rehetra (abonnement, mention des amis, partage, sns.).

Noho izany dia tsy hisy mpandresy amin'ity lalao ity, satria tianay hitovy ny rariny ho an'ny rehetra.

Misaotra anareo rehetra nandray anjara. ❤️

Aza manahy anefa fa mbola hisy lalao sy cadeau hafa tsy ho ela, ka manantena izahay fa hanaraka tsara ny fepetra rehetra ianareo amin'izay.

🥰 Misaotra indrindra amin'ny fanohanana ny Les Pépites d'Ely.

🥹 Rahavavy isany...Misy fotoana tonga amin'ny fiainana izay tsy ilaina intsony ny mitomany sy mitaraina amin'ny olona re...
18/07/2026

🥹 Rahavavy isany...

Misy fotoana tonga amin'ny fiainana izay tsy ilaina intsony ny mitomany sy mitaraina amin'ny olona rehetra.

Tsy hoe satria tsy marary ianao...
Fa satria tsapanao fa tsy ny rehetra no hahatakatra ny ratranao.

Taloha angamba mbola nisy ilay hoe :
"Ny ratranao dia feriko, ny takaitranao no aretiko."

Fa ankehitriny, matetika dia lasa hoe :
"Tsaboy irery ny ratranao, fa tsy misy idirako."

Koa aza miankina amin'ny olona rehetra mba hampahery anao.

Mivavaha, matokia an'Andriamanitra, ary tohizo ny dianao.

Satria indraindray, ny olona tsy nanampy anao hiarina no ho gaga indrindra rehefa mahita anao tafita. ❤️🙏

💛 Ely te trouve les meilleures pépites

🎉 JEUX SPÉCIAL LES PÉPITES D'ELY 🎉🎁 Mahazoa 5 000 Ar !Misy olona 2 ho voasafidy ka samy hahazo 5 000 Ar avy. 🥳💸🏆 Fanonta...
16/07/2026

🎉 JEUX SPÉCIAL LES PÉPITES D'ELY 🎉

🎁 Mahazoa 5 000 Ar !
Misy olona 2 ho voasafidy ka samy hahazo 5 000 Ar avy. 🥳💸

🏆 Fanontaniana :

⚽ Iza no hahazo ny Coupe du Monde ?

🇪🇸 Espagne sa 🇦🇷 Argentine ?

✍️ Ahoana ny fandraisana anjara?

Mba ho ekena ny fandraisanao anjara dia araho tsara ireto dingana ireto :

✅ Abonné-o ny pejy Les Pépites d'Ely.
✅ Asio réaction ity publication ity.
✅ Valio ao amin'ny commentaire ny fanontaniana (Espagne sa Argentine) ary mentionné-o namana 5 farafahakeliny mba hanaraka ny pejy.
✅ Partagé-o amin'ny groupes 5 samihafa ity publication ity.
✅ Partagé-o amin'ny mûr-nao (Mode Public).
✅ Alefaso ao amin'ny sous-commentaire ny capture manamarina fa vitanao ireo.

❌ Tsy ekena ny réponse modifiée (commentaire novaina).
❌ Tsy ekena ny compte fake (compte vao noforonina na profil verrouillé).
❌ Tsy maintsy manaraka ny fepetra rehetra vao raisina ny fandraisana anjara.

🗓 Tirage au sort : 19 Juillet amin'ny 19h.

🍀 Mirary soa ho anareo rehetra! Asao ny namana ary andao hilalao! 🥰

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les pépites d'Ely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share