𝑳' 𝒔𝒐 𝒃𝒆𝒂𝒖𝒕𝒊𝒇𝒖𝒍

𝑳' 𝒔𝒐 𝒃𝒆𝒂𝒖𝒕𝒊𝒇𝒖𝒍 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 𝑳' 𝒔𝒐 𝒃𝒆𝒂𝒖𝒕𝒊𝒇𝒖𝒍, Apparel & Clothing, Toamasina.

Ne laissez pas votre coup de coeur vous échapper! ❤️🛍️
Le chic à prix doux🌺

🏷️Stock très limitée ▪️Article neuf et importé

👉 Commandez vite par message privé


☎️ 037 47 670 79
📍Tamatave/ Livraison partout à Madagascar🚚

25/08/2026

🔥Manja loatra ti ato🔥
🍒Ensemble Short en Lin

2 pièces iany disponible même couleur
Taille S mipetaka amnanjy fa S, SM mety amnanjy

📍 Lieu: Tamatave manao livraison

25/08/2026

🔥Que des pépites🔥
🍒Haut corset polka dentelle

Coup de coeur ko izy ti ato❤️
Taille Xs et S
❗4 pièces iany disponible❗(vitsy kely)
Couleur: Blanc (3pieces)
Beige (1pieces)
📩Lieu: Tamatave, mandefa amin'ny faritra
Prix très intéressant✨

Nahazo Anjara eky antsika eto  ✅🎥 UNBOXING ET DÉBALLAGE COLIS RAPITSO 📦✨Avokantsika tsikelikely amzay Ary Arrivages chin...
24/08/2026

Nahazo Anjara eky antsika eto ✅
🎥 UNBOXING ET DÉBALLAGE COLIS RAPITSO 📦✨
Avokantsika tsikelikely amzay Ary Arrivages chine🇨🇳
📍Tague-o namana Dia aza adino manaraka ny page! (Tsy ho perte nareo👌)
Meilleurs qualité nefa ataoko mora ho fahafam-po nareo!

❤️

🔥 Reste 4 pièces sisa disponible!🔥Misaotra indrindra amin'ny fahatokisana! Efa lasa ny 11 pièces amin'ilay casque anti c...
03/08/2026

🔥 Reste 4 pièces sisa disponible!🔥

Misaotra indrindra amin'ny fahatokisana! Efa lasa ny 11 pièces amin'ilay casque anti chute na ( protège tête bébé).

Mbola misy 4 sisa azo Tonga Dia iraisina avy hatrany amin'ireto couleur manaraka ireto:

🌸 Rose: 2pièces
🩶Gris: 2pièces
💚Vert: ❌Lany❌
⏳Stock limité, kely sisa no azo jifaina, ka izay Tonga volohany iany

📍Lieu de récupération: Tamatave (mandefa amin'ny faritra)

01/08/2026

Bonjour👋 kely✨
Tonga ny commande nareo amin'ilay Casque anti chute (protège tête bébé)
🍒Mandefa lieu de livraison daholo ilay nanao commande ireny tompoko raha mbola misy tsy nandefasako confirmation androany
🍒 Livraison après midi daholo
🍒Couleur disponible: Rose, Gris, Vert

📍 Lieu de récupération : Tamatave mandefa amin'ny faritra
☎️037 47 670 79

Coucou daholo nareo mpanaraka an'i L' so beautiful!❤️ (Ex Anatià MDG)Ela ny ela! Nangingina kely Zay teto tato ho ato, s...
16/07/2026

Coucou daholo nareo mpanaraka an'i L' so beautiful!❤️ (Ex Anatià MDG)
Ela ny ela! Nangingina kely Zay teto tato ho ato, saingy tsy nanadino anareo velively. Natao izany fahanginana izany mba hanomanana zavatra tena tsara sy manana kalitao ho anareo!✨
: Hiova ho (Articles neufs et importés) indray izao no atolotray. Natao ho anao tia "Chic à prix doux"
Mbola andalana daholo n'y entana amin'izao fotoana izao🛳️. Saingy efa azonao atao ny manaraka antsika eto mba tsy ho tara amin'ny sary volohany sy ny Pré- commande.
Iza no efa vonona sy tsy mahandry?
Commenteo ETO ambany ary zarao amin'ny namanao😌
Mahazo % bé izao Zay mazoto mipartage sy manao commentaire ho any première achats ny🥰

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝑳' 𝒔𝒐 𝒃𝒆𝒂𝒖𝒕𝒊𝒇𝒖𝒍 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share