Diva 501 et 101

Diva 501 et 101 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Diva 501 et 101, Clothing (Brand), Toamasina.
(1)

Tongasoa les DIVA 🥰
BOUTIQUE en LIGNE izahay
• Livraison à domicile sur Tana et Tamatave
• Mandefa faritra hafa
• Lundi au samedi ; 08 h à 18 h no mamaly MP
📞 0 32 03 575 03
Bon shopping 😘

YSL sa CHANELMety tsara ho jeune maman ireto 😍❌ 37.000 ar au lieu de 45.000 ar 🦯🦯🦯
29/05/2026

YSL sa CHANEL
Mety tsara ho jeune maman ireto 😍

❌ 37.000 ar au lieu de 45.000 ar 🦯🦯🦯

29/05/2026

Tsy haka @ ity vanity ity tsy hahazo tsony satria tena hoe cadeau be eee, prix cadeau
✅Misafidy nareo na ilay Chanel na ilay YSL
😍😍😍
Ao @ commentaire ny couleur 😇

29/05/2026

Live special fête des mères faradobokaaa
Livraison Tana & Tamatave
Mandefa faritra hafa

29/05/2026

Mbola tapaka ny jiro vao miverina dia manomboka ny live

Tena tiako ny ahy resaka fetin’ny Reny fa tena hoe tsapako feno fitiavana be daholo ny olona ❤️Ankafizko lotra na ny man...
29/05/2026

Tena tiako ny ahy resaka fetin’ny Reny fa tena hoe tsapako feno fitiavana be daholo ny olona ❤️
Ankafizko lotra na ny manambotra an’tony cadeau itony aza 🥰
• Ianao ve mbola tsy nandalo ? Tongava eto @ stand-nay fa karakaraina am-pitiavana 😍
• Teto izao dia entreprise iray teto Tamatave nitady cadeau ho an’ireo maman ao apiasana 🥰
Ianareo mitady ihany koa tongava fa misy @ izay budget rehetra mety @ nareo anie ato 🥰✅
• Ho anareo tsy afaka indray na @ faritra hafa dia hisy live avy eo 🥰 Tsy ela anefa ny liventsika ka aza tara mes diva ❤️🥰

Rehef hanome ihany ve akia tsy aleo manome ny tsara sady tendance 😍Ity indray ny arosonay anareo samy Lady dior ireto ny...
29/05/2026

Rehef hanome ihany ve akia tsy aleo manome ny tsara sady tendance 😍
Ity indray ny arosonay anareo samy Lady dior ireto ny iray façom raphia ny iray brodé ; dia iza @ ireo no tinareo ?
😊😊😊😊

Ndaoo aryy , mapalatsaka rarakivy izato hatsarany 🥰🤭❌ Tsy kiranil izany ito hoa 😅 io aza gomme be ny faladiany 😊✅pt 36 à...
29/05/2026

Ndaoo aryy , mapalatsaka rarakivy izato hatsarany 🥰🤭
❌ Tsy kiranil izany ito hoa 😅 io aza gomme be ny faladiany 😊
✅pt 36 à 40 ( raha bota tongotra io dia m’chausse petit : izay izao pointure 37 normal fa bota ny tongotro dia 38 no antonona ahy )
✅ Dispo en 05 coloris sady couleur manja kely aby
✅Misy prix détail , misy prix de gros
❌Ny articles ato amintsika @ izy mora izay dia vety2 dia lany fa aza variana a !
📸Photo original et réel Diva 📸

Nisy nijery ity kapa ity omaly , gaga be izy fa hoy izy hoe : ay ve tsara be otrn’izao ity kapa ity eh , tsy nanao JP ah...
29/05/2026

Nisy nijery ity kapa ity omaly , gaga be izy fa hoy izy hoe : ay ve tsara be otrn’izao ity kapa ity eh , tsy nanao JP aho hoy izy fa everiko plastique na kiranil 😳
Dia hoy aho mantsy azy sy mantsy anareo mamaky ato izay mbola tsy mahalala hoe : >
❌ Na ´zah tsy izy ndray kosa anie fa ny prix tsy mapino mihitsy par rapport @ qualité e 🤭

Bonne journée mes diva 🥰❤️😘

~~ LIVE SPeCiAL fetin’ny reny : • Rapitso no anaovantsika azy miaraka @ entana tena hoe tsaraa mendrika ho an’i neny 😍 👉...
28/05/2026

~~ LIVE SPeCiAL fetin’ny reny :
• Rapitso no anaovantsika azy miaraka @ entana tena hoe tsaraa mendrika ho an’i neny 😍
👉 Zoma 29 mai à 13 H ( Tsy manana fotoana be isika fa 2 h eo ihany ny live )
‼️ Ary samia matotra @ JP an 💥
👉 Ny live Dia livraison daholo fona na Tana na Tamatave na faritra hafa 😊
👉 Ny live dia prix mora be daholo ihany koa , ao mijanona ao anaty live fona ihany ka Tandremo tara 😇
✅ Misy fizarana crédit ho an’ny partage max moment ny live 😘💥❤️

❌ Santionany ihany ireto fa tena marobe no zavatra hitanareo aooo 😍 izay mbola hivarotra natokana ho anareo ihany koa ny live 😊😊😊😇

Coucouu , ity olona ity ndray aloha no tsara vintana ho an’ny foire eto Tamaatve , tongava ao @ stand rapitso fa omenay ...
28/05/2026

Coucouu , ity olona ity ndray aloha no tsara vintana ho an’ny foire eto Tamaatve , tongava ao @ stand rapitso fa omenay kapa iray 😊 Njiva Niaina Mïtchöu
• Rapitso indray izahay mijery olona hafa omena cadeau , eto Tamatave izay afaka mi- recup eny @ stand ihany aloha no mahazo ❤️
👉Tsotra kely fotsiny e , partageo dia antsoy ny namana taomy handeha ho an’ny @ braderie fa mbola hatr@ alahady no ao izahay 😍😇

N . B : Misy live isika demain an !!!

Ty sac epaule ity indray manaraka 🥰Sady mafy aan 💰 17.000 ar JP + confirmation MP
28/05/2026

Ty sac epaule ity indray manaraka 🥰
Sady mafy aan
💰 17.000 ar
JP + confirmation MP

Address

Toamasina
101

Telephone

+261325057503

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Diva 501 et 101 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share