Eccova Tamatave

Eccova Tamatave Ecole de coupe et couture

13/09/2025

ECCOVA, École agréé par l'État.
Mpampianatra efa za-draharaha 💯✨
"Tsy voatery mividy vao miakanjo tsara"

13/09/2025

📣 PROMOTION BE 📣
ECCOVA TOAMASINA dia manolotra promotion #-50% ny droit d'inscription, ary manome machine ho an'ny cours 5-6-3mois.
👉 ARARAOTY
fa rentrer octobre io ihany no valable ny promotion ntsika, efa misokatra ny fisoratana anarana.
FIDIRANA : 4-6-7Octobre
Toerana, 4chemin morarano en face gastro pizza bazary kely
034 19 818 08
"ECCOVA, tsy voatery mividy vao miakanjo tsara"

03/08/2025

Aza adino fa ny rentré antsika an!

Tratrin'ny asara-manitra aby oooh🎉Solontenan'ny mpianatra nandray anjara t@Matso.Hisaorana ny mpianatra t@fahazotoana na...
26/06/2025

Tratrin'ny asara-manitra aby oooh🎉
Solontenan'ny mpianatra nandray anjara t@Matso.
Hisaorana ny mpianatra t@fahazotoana nanjaitra ny Tenu, hisaorana ihany koa nahatontosana ny Matso.
ho avy koa e✨

08/04/2025

Fidirana manaraka: 3-5-6 Mai ho avy izao!

💥Bonne année picnic 2025💥👉ECCOVA Toamasina 👈🌿🌴Filao Pangalane🌴🌿👉Hisaorana ny mpianatra rehetra fa dia tena nahafinaritra...
22/03/2025

💥Bonne année picnic 2025💥
👉ECCOVA Toamasina 👈
🌿🌴Filao Pangalane🌴🌿
👉Hisaorana ny mpianatra rehetra fa dia tena nahafinaritra🙏
Masoandro nody no nampalahelo!
👉Hisaorana délégué n'y mpianatra sy mpianatra tsy mahafoy nanampy t@fikarakarana🙏🙏
Mila tia raha ony vao hitiavindraha ein, zeigny raha akeo!😁😊 Zay raha fy e ✨
ho avy koa eee✨

Izy no   de promotion t@ity sortie de promotion 2024 ity.Samy nahay daholo, fa navahana manokana izy t@zava-bitany sy ny...
09/12/2024

Izy no de promotion t@ity sortie de promotion 2024 ity.
Samy nahay daholo, fa navahana manokana izy t@zava-bitany sy ny fahazotoany ary ny fahaizany.
Miarahaba anao ny sekoly🎉👏
Ary mirary anao ho Tonga indrindra🎉👏

.
Zanaka Vatomandry mahay raha💯✨

Ity Dia anisany mafatifaty foana!!!Tenu EXTRAVAGANT Akanjo vita . Tsy mampiasa lamba.Teto Dia bodofotsy, rafia, Rabanne,...
09/12/2024

Ity Dia anisany mafatifaty foana!!!
Tenu EXTRAVAGANT
Akanjo vita . Tsy mampiasa lamba.
Teto Dia bodofotsy, rafia, Rabanne,goelaka,balatom no nampiasaina😊
Mp izay Liana oooh🤩

Tenu de  .Nozairina daholo reo an!Mahay raha zanaka Tamatave eee
09/12/2024

Tenu de .
Nozairina daholo reo an!
Mahay raha zanaka Tamatave eee

Santionany an-tsary t@   de mode nataony mpianatra, izay nanehoany n'y fahaizany.Satria Dia izy ireo ihany no Namorona s...
09/12/2024

Santionany an-tsary t@ de mode nataony mpianatra, izay nanehoany n'y fahaizany.
Satria Dia izy ireo ihany no Namorona s'y Nanjaitra ireo akanjo reo.
Tenu: Robe de mariée
Tsy voatery fotsy ny akanjo mariazy, Ary tsy voatery modoroboka✨
Fa Dia tsy voatery mividy tokoa vao miakanjo tsara eee🎉

Address

Tamatave
Toamasina

Telephone

+261342916170

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eccova Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Eccova Tamatave:

Share