NAD'ez couture

NAD'ez couture ✂️ Couture sur mesure & mode responsable
👗 Valorisation du savoir-faire malagasy
🌿 Finitions de qualité – élégance durable
📍 Toamasina 501 - Madagascar

🇲🇬 Kanto, Maoderina, ary Miavaka: Ny Fianakaviana tsy miala amin'ny maha Gasy! 🇲🇬Samy te ho tsara tarehy sy ho kanto dah...
13/06/2026

🇲🇬 Kanto, Maoderina, ary Miavaka: Ny Fianakaviana tsy miala amin'ny maha Gasy! 🇲🇬
Samy te ho tsara tarehy sy ho kanto daholo ny rehetra amin'ny fotoan-dehibe! Ho antsika eto Tamatave, indro atolotra anareo ny fanangonana fitafiana manokana ho an'ny Mpivady sy ny Zanakavavy kely (Tenu Couple & Fillette
Lohahevitra loko tamin'ity indray mitoraka ity: Blanc Cassé & Rouge Bordeaux ✨
Ny fampiarahana ny fomba nentin-drazana nohavaozina sy ny tapatapany maoderina (Vêtements tailleur contemporains).
✂️ NAD’ez Culture Mode sy ny ekipa: "Manome ny tsara antsika hatrany!"

📥 MISOKATRA NY FANDRAISANA COMMANDE

Mère et Fille : Reharehan'ny maso sy ny fo! 🥂🍂Andro malaza sy manan-danja ny andro Soratra, koa mendrika ny hivoaka tena...
13/06/2026

Mère et Fille : Reharehan'ny maso sy ny fo! 🥂🍂

Andro malaza sy manan-danja ny andro Soratra, koa mendrika ny hivoaka tena miavaka ny Mpanambady sy ny Mamany! 👭✨

Ny Atelier NAD’ez Couture dia faly manolotra anareo ity fampiarahana loko vaovao be mpankafy ity:
✨ Code Couleur: Champagne & Rouille (Loko mamiratra, mihaja)
🪡 Akanjo Gasigasy ho an'ny mpanambady sy akanjo assortie ho an'ny Maman'ny mpanambady. Tsotsotra nefa kanto loatra!

"Mitondra rano ny mpanambadintsika, ary tongava soa koa ny vahiny!" 🇲🇬🥂

Mandray commande hatrany izahay ato amin'ny atelier ary manatanteraka ny modely mifanaraka amintsika.

📍 Toerana: Akaiky Refrigepeche Ambolomadinika
📥 Mandefasa hafatra miafina (MP) avy hatrany

Akanjo Famille Gasigasy: Tsotsotra fa tena kanto! 🤎🌾Ho antsika manomana fombafomba Malagasy na Vodiondry, vao mainka tsa...
13/06/2026

Akanjo Famille Gasigasy: Tsotsotra fa tena kanto! 🤎🌾

Ho antsika manomana fombafomba Malagasy na Vodiondry, vao mainka tsara tarehy sy mirindra raha miray lamba sy loko ny fianakaviana iray manontolo!
✨ Code couleur: Beige sy Marron (Loko mafana sady mihaja)
🎨 Haingo: Noravahana sary paysage Malagasy mifanentana tsara
👨‍👩‍👧‍👦 Ho an'ny Papa sy Maman
👦👧 Ho an'ny Bandy sy Sipakely

Ny mahafinaritra dia afaka manatanteraka ny modely rehetra izay tianareo sy eritreretinareo izahay mba hifanaraka amin'ny refy sy ny endrika tianareo mianakavy (Sur mesure). ✂️✨

Manasa antsika handalo mivantana ato amin'ny atelier-tsika:
📍 Toerana: Akaiky Refrigerpeche Ambolomadinika
📥 Mandefasa hafatra miafina (MP)

Ny NAD’ez Couture dia faly sy mirehareha nanolotra ity Akanjo Gasigasy     ity, noravahina sary  , marika sady mampiavak...
09/06/2026

Ny NAD’ez Couture dia faly sy mirehareha nanolotra ity Akanjo Gasigasy ity, noravahina sary , marika sady mampiavaka ny faritra Atsinanana misy antsika.

Isaorana manokana Mme , Filohan'ny EFOI Tamatave (Entreprendre au Féminin de l'océan Indien), nifidy sy natoky ny sangan'asan'ny 'ez . Voninahitra lehibe ho anay ny nampitafy anao Madame!

Bon séjour any St Denis La Réunion, misaotra manandratra avo ny sy ny .

Sitraka indrindra! 🙏❤️


'entreprise

Rehefa NAD'ez couture, tsy misy dika kitoatoa fa ny talenta no miasa! 💯✨Leo ny fahadisoam-panantenana amin'ny mpanjaitra...
07/06/2026

Rehefa NAD'ez couture, tsy misy dika kitoatoa fa ny talenta no miasa! 💯✨

Leo ny fahadisoam-panantenana amin'ny mpanjaitra manimba lamba sy manimba asa ve ianao? Aza mitsambiki-mikipy intsony!

Modèle d'inspiration vs Realisation misy modification kely.
Misaotra an'ity mpanjifa afa-po tanteraka ity nankatò ny fahaizanay tamin'ny andro lehibe ho an'ny fianakaviany. Matokia ny matihanina, matokia ny NAD'ez couture! 👑👗

Ensemble gilet Jean by NAD’ez Couture
01/06/2026

Ensemble gilet Jean by NAD’ez Couture

✨ Tenu chorale by NAD'ez Couture ✨Ensemble gilet & jupe • gilet & pantalonVita soa aman-tsara. Misaotra tamin'ny fitokis...
24/05/2026

✨ Tenu chorale by NAD'ez Couture ✨
Ensemble gilet & jupe • gilet & pantalon
Vita soa aman-tsara. Misaotra tamin'ny fitokisana sy ny fiaraha-miasa. 🙏💖
Mandray commande hatrany !

Voninahitra lehibe ho anay ato ’ez Culture Mode ny nampiakanjo an’Atoa lehiben’ny Faritra Atsinanana nandritra ny fandal...
21/05/2026

Voninahitra lehibe ho anay ato ’ez Culture Mode ny nampiakanjo an’Atoa lehiben’ny Faritra Atsinanana nandritra ny fandalovany tao Marolambo. Mankasitraka indrindra tompoko!
Hisaorana Mme t@fiarahamiasa hatr@zay.

Voninahitra lehibe ho anay ato 'ez Couture ny nampiakanjo an'Atoa Lehiben'ny Faritra Atsinanana nandritra ny fandalovany...
20/05/2026

Voninahitra lehibe ho anay ato 'ez Couture ny nampiakanjo an'Atoa Lehiben'ny Faritra Atsinanana nandritra ny fandalovany tao Marolambo. Mankasitraka indrindra t@fitokisana.🙏🙏 hisaorana Mme t@fiarahamiasa hatr@izay🙏
'ez

Address

3Chemin Ambolomadinika
Toamasina
501

Telephone

+261342916170

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NAD'ez couture posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to NAD'ez couture:

Share