Aleloia Collection

Directions

Aleloia Collection "𝐉𝐄𝐒𝐔𝐒 𝐂𝐇𝐑𝐈𝐒𝐓" 𝐎𝐔𝐓 𝐍𝐎𝐖 🚨🔥
𝐍𝐞𝐰 𝐃𝐫𝐨𝐩 𝐆𝐨𝐬𝐩𝐞𝐥. 📤👕

SHALOOOMMM 👋🏽Mbola mangatsiatsiaka izao ny andro eeh ! 🥶🌧Izany indray ary aloha ny SWEAT “𝐉𝐄𝐒𝐔𝐒 𝐂𝐇𝐑𝐈𝐒𝐓” amin'ilay mampaf...
11/08/2026

SHALOOOMMM 👋🏽
Mbola mangatsiatsiaka izao ny andro eeh ! 🥶🌧

Izany indray ary aloha ny SWEAT “𝐉𝐄𝐒𝐔𝐒 𝐂𝐇𝐑𝐈𝐒𝐓” amin'ilay mampafana anao ioouu 🔥🧥. Grrrr Paw ‼

📜: Tsy akanjo tsotra izy ity, fa fitafy mitondra hafatra sy maneho finoana amin’ny fomba maoderina. Manome voninahitra an’Andriamanitra amin’ny alalan’ny fitafy.

👕: M, L, XL
📩: MP pour plus d'infos.
📞 : +261 34 83 908 06

30/07/2026

"𝐉𝐄𝐒𝐔𝐒 𝐂𝐇𝐑𝐈𝐒𝐓" 𝐎𝐔𝐓 𝐍𝐎𝐖 🚨🔥
𝐍𝐞𝐰 𝐃𝐫𝐨𝐩 𝐆𝐨𝐬𝐩𝐞𝐥. 👕

[ 𝐐𝐮𝐚𝐧𝐝 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐟𝐚𝐢𝐭𝐞𝐬 𝐚𝐮𝐭𝐫𝐞 𝐜𝐡𝐨𝐬𝐞, 𝐚𝐠𝐢𝐬𝐬𝐞𝐳 𝐞𝐧 𝐭𝐨𝐮𝐭 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥𝐚 𝐠𝐥𝐨𝐢𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐃𝐢𝐞𝐮. ]
𝐈 𝐂𝐨𝐫𝐢𝐧𝐭𝐡𝐢𝐞𝐧𝐬 𝟭𝟬:𝟯𝟭

🔥 LA PREMIÈRE COLLECTION EST ENFIN LÀ ! 🔥🤗 Aleloia Collection dia faly manolotra anareo ny collection voalohany “𝐉𝐄𝐒𝐔𝐒 𝐂...
27/07/2026

🔥 LA PREMIÈRE COLLECTION EST ENFIN LÀ ! 🔥

🤗 Aleloia Collection dia faly manolotra anareo ny collection voalohany “𝐉𝐄𝐒𝐔𝐒 𝐂𝐇𝐑𝐈𝐒𝐓”, natao ho an'ireo izay te hitondra ny finoany amim-pireharehana sy amin'ny fomba maoderina.

✅ Misy daholo ny :
• T-SHIRT • OVERSIZE • SWEAT-SHIRT • SWEAT
✅ Ary ny tailles :
M, L, XL, xxL

[ 𝐅𝐚 𝐢𝐭𝐚𝐟𝐢𝐨 𝐉𝐞𝐬𝐨𝐬𝐲 𝐊𝐫𝐢𝐬𝐭𝐲 𝐓𝐨𝐦𝐩𝐨, 𝐚𝐫𝐲 𝐚𝐳𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐧𝐨𝐟𝐨 𝐡𝐚𝐡𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐥𝐚𝐧𝐲. ]
📖 𝐑𝐨𝐦𝐚𝐧𝐚 𝟭𝟯:𝟭𝟰

📦 Passez vos commandes.
📩 MP pour plus d'infos.
📲 : +261 34 83 908 06

𝐉𝐄𝐒𝐔𝐒 𝐂𝐇𝐑𝐈𝐒𝐓 - 𝐍𝐞𝐰 𝐃𝐫𝐨𝐩 𝐆𝐨𝐬𝐩𝐞𝐥. 👕📅: 𝟮𝟳.𝟬𝟳.𝟮𝟲
05/07/2026

𝐉𝐄𝐒𝐔𝐒 𝐂𝐇𝐑𝐈𝐒𝐓 - 𝐍𝐞𝐰 𝐃𝐫𝐨𝐩 𝐆𝐨𝐬𝐩𝐞𝐥. 👕
📅: 𝟮𝟳.𝟬𝟳.𝟮𝟲

01/07/2026

Shalom, raha sitrapon'Andriamanitra dia amin'ity volana ity ihany no mivoaka ny collection voalohany. 🙏🏽⏳

26/06/2026

ARAHABAINA ISIKA REHETRA NAHATRATRA NY ASARAMANITRA EH 🎊🇲🇬

🇲🇬 Izahay ato amin'ny Aleloia Collection dia mirary fety sambatra sy fahombiazana ho antsika rehetra amin’izao fankalazana ny faha-66 taona nahazoana ny fahaleovan-tena izao.

'iKristy

21/06/2026

Are you ready ? 🔥
Restez connectés ⏳

🇲🇬 Na inona na inona ataonareo, dia ataovy ho voninahitr'Andriamanitra izany rehetra izany.  I Korintiana 10 : 31Que Die...
04/06/2026

🇲🇬 Na inona na inona ataonareo, dia ataovy ho voninahitr'Andriamanitra izany rehetra izany.
I Korintiana 10 : 31

Que Dieu vous bénisse 🙏🏽✨

-vous

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aleloia Collection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share