Heavenly Beauty Toamasina

Heavenly Beauty Toamasina 👉Vente des Produits Cosmétiques 💯

📔Ity indray Makeup book 5en1🎨amin’ilay couleur waouh be daholo😍📌 Fard à paupières📌 Rouge à lèvres 📌Highlighter📌 Blush📌 P...
25/07/2026

📔Ity indray Makeup book 5en1🎨amin’ilay couleur waouh be daholo😍
📌 Fard à paupières
📌 Rouge à lèvres
📌Highlighter
📌 Blush
📌 Poudre, contouring, correcteur
⭕️ Poudre sourcils

Izay rehetra izay no 30.000Ar fotsiny 🥹

Crème main dispo👐 mandina sy malefaka ary manimanitra tsara ny tanana misy azy🙌  ❌ 5000ar/pcs❌‼️20.000ar kosa raha maka ...
25/07/2026

Crème main dispo👐 mandina sy malefaka ary manimanitra tsara ny tanana misy azy🙌
❌ 5000ar/pcs❌
‼️20.000ar kosa raha maka paquet 05pieces ny ao anatiny‼️

Karazana Brume disponible, amin’ilay manitra tsara fofona be daholo ireo no sady mitana fofona ela😍 💰 20.000ar avokoa💰
23/07/2026

Karazana Brume disponible, amin’ilay manitra tsara fofona be daholo ireo no sady mitana fofona ela😍

💰 20.000ar avokoa💰

🫦 5.000Ar fotsiny ity LABELO double ity💋👄📌Baume à lèvres Soin tena tsara be ho an’ny molotra, vakivaky, miofaka sy makin...
23/07/2026

🫦 5.000Ar fotsiny ity LABELO double ity💋👄
📌Baume à lèvres Soin tena tsara be ho an’ny molotra, vakivaky, miofaka sy makina be, manamandina sy tsara fofona 💄

✨✨Parfums isan-karazany tsara fofona be sady mateza ✨✨ dispo ato amin’ny boutique 💰 20.000Ar 💰
22/07/2026

✨✨Parfums isan-karazany tsara fofona be sady mateza ✨✨ dispo ato amin’ny boutique

💰 20.000Ar 💰

Coucouuuu👋 Karazana Gloss sy baume à lèvres  dispo ato amin’ny boutique amin’ny vidiny mora kely 3000ar sy 5000ar fotsin...
21/07/2026

Coucouuuu👋 Karazana Gloss sy baume à lèvres dispo ato amin’ny boutique amin’ny vidiny mora kely 3000ar sy 5000ar fotsiny🫦💋💄

👉 Miray center bazary be, 1ère étage Box20 ambadikan’ny Jaydis épilation 🏢

Address

Bazary Be
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Heavenly Beauty Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share