Zanatany Grossiste Telma

Zanatany Grossiste Telma Ny « ZANATANY » dia mivarotra ambongadiny sy antsinjarany ny vokatra TELMA eto Toliara Renivohitra sy ny manodidina.

19/11/2022
Salama eh 👋👋 👉Efa tonga ireo téléphone ITEL ato amin'ny Zanatany Grossiste  📢📢✅Misy prix de gros✅Mbola misy ihany koa ir...
19/11/2022

Salama eh 👋👋
👉Efa tonga ireo téléphone ITEL ato amin'ny Zanatany Grossiste 📢📢
✅Misy prix de gros
✅Mbola misy ihany koa ireo téléphone maro isan-karazany toy ny SAMSUNG, INFINIX, TCL.
👉Tongava malaky ary fa vonona handray anao izahay 😁

Zanatany Grossiste Telma
📌Enceinte Bazar du Capricorne Ankilisoafilira
📞034 83 849 26

Miarahaba ireto Mpandresy ireto ny ZANATANY 👏Ireto olona ireto no voasarika tao anatin'ny maro, nandritran'ny TOMBOLA no...
05/07/2022

Miarahaba ireto Mpandresy ireto ny ZANATANY 👏

Ireto olona ireto no voasarika tao anatin'ny maro, nandritran'ny TOMBOLA nokarakarain'ny Zantany ny 1 Juin ka hatramin'ny 30 Juin.
➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖
Zanatany Grossiste
📌 Bazar du Capricorne Ankilisoafilira
Tel: 038 38 327 86 / 034 58 771 74

14/06/2022

🎆🎆🎆MEGA TOMBOLA!!!!!🎆🎆🎆
Manomboka ny 1 Jona ka hatramin'ny 30 Jona dia manaova dépôt sy retrait amin'ny ZANATANY na BOX Zanatany ary mahazoa:
LOT 1: LECTEUR DIVX
LOT 2: FER A REPASSER
LOT 3: THERMOS

Ny fisarihana dia atao ny 30 Jona.

13/06/2022

----------HIARAKA ISIKA 🤝----------
Manana CASH POINT ve ianao? te hisitraka dépôt 0Ar?
Manantona haingana ary ety amin'ny Zanatany fa atao maimaimpoana ny fanaovana ny RATTACHEMENT anao mba hahafahanao misitraka ny tombontsoa rehetra mifandraika amin'izany!


Filan-kevitra: 038 38 327 86

18/05/2022

----- ITEL 5606 -----
BIG PROMO!!!
47 500 Ar ny ITEL 5606 ato amin'ny Zanatany.
Mahazoa fihenam-bidy rehefa mividy ITEL 5606 ianao.

✅Tolotra natokana ho an'ireo mpaka maro 👍


------------------------------
🏠 ZANATANY Bazar du capricorne (Ankilisoafilira)
☎️ 034 23 189 17

-----💡💡 MBalik 40Z 💡💡 -----💡Efa azonao jifaina ato amin'ny ZANATANY ny MBalik home 40Z amin'ny vidiny 199 000Ar. Azo ata...
07/05/2022

-----💡💡 MBalik 40Z 💡💡 -----

💡Efa azonao jifaina ato amin'ny ZANATANY ny MBalik home 40Z amin'ny vidiny 199 000Ar.
Azo atao tsara ihany koa anefa ny mandoha izany tsikelikely amin'ny sarany 800 Ar monja isan'andro.
---------------------------------------------------------
Caractéristiques techniques
Panneau solaire : Panneau polycristalline avec cadre en aluminium et fil de 6 mètres de long. 4W. 4,9 Volts
Batterie : En Lithium Ferro-phosphate (LFP). 3000 mAh. 3,3 Volts.
Boîtier : Plastique ABS et polycarbonate rigide.
Indicateur de batterie : affichage LED indiquant la puissance restante
Indicateur de niveau de charge solaire : Affichage LED indiquant l'efficacité de la charge sur une échelle de 1 à 5, pour aider à l'optimisation de l'orientation du panneau.
Régulateur de puissance : technologie permettant un basculement automatique en mode basse consommation lorsque la batterie est faible, permettant de profiter d'un temps d'éclairage plus long.
Plafonniers : LED de puissance avec un flux total de 220 lumens. Efficacité minimale : 180 lumens par watt
Fonctionnalités
Chargement de téléphone via Port USB 5V
Autonomie :
- Mode basse consommation : 40 heures en 2x10 lumens
- Mode normal : 8 heures en 2x50 lumens
- Mode turbo : 5 heures en 2x100 lumens
Acompte de 25 000 Ar TTC*
Prix en CASH : 199 000 Ar TTC
-----------------------------------------------

🏠 ZANATANY Bazar du capricorne (Ankilisoafilira)
☎️ 034 40 333 18 / 038 38 327 86

07/05/2022

🟡 VAOVAO BE 🟡 MBALIK HOME 120 PLUS 🟡

💡 Ireto indray ary ireo vokatra MBalik vaovao mandeha amin'ny herin'ny masoandro hatrany: jiro ahantona 04 lehibe miaraka amin'ny jiro iray mirehitra rehefa mahatsikaritra fihetsehana.

💡 Azontsika rehetra jifaina manerana ny Nosy: eny amin'ny Telma Shop akaiky anao, sy eny amin'ireo mpanjinjara MBalik rehetra !

, mamiratra ny hoaviko

02/05/2022

📢 LALAO AHAZOANA SMARTPHONE TELMA F1 PRIME 🤩

'Ndao indray hiaraka hilalao eeee!!!! 🤙🤙🤙

Amin'izao andro natokana ho fankalazana ny asa sy ny mpiasa rehetra izao dia indro ary misy ohabolana iray hifampizarantsika eto!
Izay mahay ny tohiny tsy misy diso no mahazo loka ô!!! 😆😉

📢 Tsotra dia tsotra ny fomba fandraisana anjara:
1- Asio "réaction solidaire" ity "publication" ity.
2- Soraty ao anaty commentaires ny valiny marina amin'ny tohin'io ohabolana io.
3- Identifier-o ao amin'ilay commentaire ireo mpiara-miasa aminao izay mitondra tsiky sy hafaliana ho anao, ary mifampizara soa aminao isan'andro any am-piasana. (Dédicace kely e! 😘)

‼️ Tsy ekena kosa ny "commentaire modifié".
‼️ Mahazo milalao avakoa izay + 18 taona mipetraka eto Madagasikara.


📢 Ny fisarihana dia ho atao mivantana eto amin'ny pejy Telma Madagascar ny Talata 03 Mey 2022.
📢 Mpandresy = Tsara vintana voasarika SY nahita ny valiny marina ARY nanaja ireo fitsipi-dalao rehetra.

Hifampizarao hatrany ny soa! 💚 💛

, Safidiko N°1 Malagasy!

Address

Bazar Du Capricorne Ankilisoafilira
Tulear
601

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261383832786

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanatany Grossiste Telma posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zanatany Grossiste Telma:

Share