20/03/2020
Aoko samby itandrina sy anaraka toromarika isika
🛑🛑3 cas de Coronavirus à Madagascar. A partager svp!
ONTSA ANAO AHO RY FIRENEKO. MISY LESOKA NY FIOMANANA, MISY LESOKA NY COMMUNICATION.
Aoka samy ho mailo amim'izay fa efa haintsika izao fa misy ilay izy.
1/Vehivavy renim-pianakaviana 41 taona, avy any Frantsa
2/ Vehivavy 19 taona, avy any Frantsa, nandalo ny Nosy Maurice
3/ Vehivavy 45 taona, avy any Frantsa