21/08/2026
Tapitra indray fandraisanay commande ho any alahady an, tapitra koa ny big promotion 🥰❤️
Mankasitraka fona amin'ny fahatokosina.
Efa manomboka mandray commande amin'ny semaine vaovao iny Indray izahay ❤️
4-5 andro mialohan'ilay date ilaivanao azy Fandraisanay commande,