Petits Trésors

  • Home
  • Petits Trésors

Petits Trésors Votre coin de trouvailles uniques pour le quotidien: Mode, accessoires, déco et objets pratiques rendant la vie plus jolie

À Saisir Rapidement : Lot de Machines Industrielles 📢​Suite à un départ à l'étranger (propriétaire non sur place) et à l...
09/06/2026

À Saisir Rapidement : Lot de Machines Industrielles 📢

​Suite à un départ à l'étranger (propriétaire non sur place) et à l'arrêt définitif de l'activité, nous mettons en vente urgente ce lot de machines professionnelles en excellent état de marche :

​4 Machines Piqueuses

​2 Machines Surjeteuses

​1 Machine Coloroteuse

​1 Machine à coupe (Marques de qualité : Juki, Siruba...)

​Idéal pour atelier de couture ou lancement d'activité. Premier arrivé, premier servi !

​👉 Contactez directement le : 034 27 312 98 ou envoyez un message privé (MP).

01/06/2026

🎓✨ Efa manakaiky ny fahataperan’ny taom-pianarana…
Fotoana tsara hanehoana fankasitrahana ❤️
Ho an’ireo maîtresse mitaiza sy manabe ny zanantsika isan’andro 🙏
Tsy mora ny asany…
Fa izy ireo no manampy mamolavola ny hoavin’ny ankizy 🌱📚
🎁 Aza adino ny mankasitraka azy amin’ny fomba kely nefa misy dikany
Un petit geste, un grand cœur 💖
Alefaso dieny izao ny commande an.
Mp hatrany fotoanan-tsika e.

Ireto maraina aminao indray ny ampahany amin'ireo short an'ankizy izay liquidation ato aminay. Manomboka 500Ar hatramin'...
26/05/2026

Ireto maraina aminao indray ny ampahany amin'ireo short an'ankizy izay liquidation ato aminay. Manomboka 500Ar hatramin'ny 2000Ar.
Liquidation hoy aho an. Faingana haingana mamonjy ny toeram-pivarotana ary.
🚩Anjoma👉ampitan'ny dépôt Sanifer.
Mp ho anareo ivelan'ny faritry Toamasina dia afaka jerentsika foana izay mety aminareo an.

26/05/2026

Anaty Grande liquidation hatrany o.
Jusqu'à épuisement du stock
Ampahany amin'ireo short an'ankizy hitanao ao amin'ny boutique. Tena hoe Prix cadeau Prix Cadeau Prix Cadeau.

Ho an'ny Princesse kelintsika indray ry neny a. Robe en dentelle vert Émeraude 25.000Ar dia natao 10.000Ar fotsiny. Mand...
25/05/2026

Ho an'ny Princesse kelintsika indray ry neny a.
Robe en dentelle vert Émeraude
25.000Ar dia natao 10.000Ar fotsiny.
Mandalova ao amin'ny boutique fa mbola misy modèle hafa ao sy ny Taille. Afaka mandefa mp koa izay Liana.

Mbola anaty liquidation foana isika an.Ny tena tsara mahita mivantana any . Fa omenay fahafaham-po koa ianareo izay tsy ...
24/05/2026

Mbola anaty liquidation foana isika an.
Ny tena tsara mahita mivantana any .
Fa omenay fahafaham-po koa ianareo izay tsy afaka mankany e. Afaka manao livraison foana isika. Eny fa na dia ianareo eto Toamasina aza dia afaka aterinay any an-trano ny entana tianareo jifaina ato aminay.
3.000Ar = Efa tsy vidiny intsony fa efa tena cadeau be.

24/05/2026
Afaka miditra mp avy hatrany o
23/05/2026

Afaka miditra mp avy hatrany o

Tsara kosa eee. Pochette sans marque. Classe classe Kely. Asehoy anao en détail daholo. Tongava haingana ao amin'ny bout...
22/05/2026

Tsara kosa eee. Pochette sans marque.
Classe classe Kely. Asehoy anao en détail daholo.
Tongava haingana ao amin'ny boutique fa GRANDE LIQUIDATION ho aho isika.
Jusqu'à épuisement du stock io.
👉 Boutique Anjoma en face dépôt Sanifer.
Eto akaikin'ny sekoly David Jones no moea ahitana azy koa e.

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Ri NahtyLaissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté,...
22/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Ri Nahty

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans

Address

En Face Du Dépot De Sanifer, Près Librairie Antso

501

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:30
Tuesday 07:30 - 17:30
Wednesday 07:30 - 17:30
Thursday 07:30 - 17:30
Friday 07:30 - 17:30
Saturday 08:00 - 12:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Petits Trésors posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Petits Trésors:

  • Want your business to be the top-listed Clothing Store?

Share