28/03/2026
Ndao ary ilalao😉
Anao fisarahana isika anio hatramin’ny dimanche 4 avril 2026 amin’ny 2ora tolakandro 🍓
👉🏻 Izay be j’aime ao am commentaire no mahazo ny loka 1
👉🏻 Izay be j’aime ny partageny no mahazo loka 2
Ireto ary ny ho zaraina amin’izany :
🎖1- Classeurs NOTE BOOK (au choix) miaraka am sticker
🎖2- Omena carte de recharge NA mobil money 10.000Ar arakaraka ny opérateur
Ireto avy ary ny étape ahazaoana izany :
🌸 Atao j’aime ny publication
🌸 Abonnéna ny pages
🌸Partagena atao publique
🌸 Mentionnena ao am commentaire ny namana 5 (soratana oe Ndao ILALAO)
Bonne chance à tous 🍀