29/10/2026
✅ Router matanjaka sy azo amboarina @ APPLICATION miaraka aminy
Mampiasa ny rafitra RouterOS an'ny MikroTik izy, izay ahafahana manao configuration réseau mandroso kokoa.
Ohatra:
- Gestion des utilisateurs.
- Contrôle de la bande passante.
- Configuration du réseau Wi-Fi.
- Gestion des connexions sy ny sécurité réseau.
- Configuration réseau mifanaraka amin'ny filàn'ny entreprise
✅ Mety amin'ny fampiasana an-trano sy any am-piasana
Azo ampiasaina amin'ny:
- 🏠 Trano sy birao.
- 🏢 PME sy entreprise.
- 🖥️ Cybercafé.
- 🏨 Hotely sy toerana fandraisana olona.
- 📡 Réseau informatique mila configuration manokana.
Tongava aty : 📍ANTANIMENA enface Skatepark
Contact : 034 01 203 96