25/10/2026
Bonjoooouuuur 👋👋🤩
Andao hikarakara sakafo maraina miaraka amin'i Liberté Milk isika 🥰
👌Raha ohatra toa anay tsy dia mihinana rononomandry raha tsy indraindray ianao, dia tena mety aminao ihany koa ity rononomandry anaty fonosana ity.
👎MBA hialana amin'ilay mividy boîte iray nefa tsy lany mandritra ny 4 volana. Miahaka sy simba ao anaty vatafapangatsiahana ao fotsiny 😅😅
💁♀️ Ary ny anareo?? Inona no tena hoanina miaraka amin'ny rononomandry ???